Ny fiadiana hiatrehana ady
Sal 24.7-10 / Hira 140: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 643: 1,2
Ny fiadiana hiatrehana ady Mizara roa mazava tsara ny Epistily ho an'ny Efesiana. Ny -3 día miresaka ireo foto-pampianarana, mahavaly…
Sal 24.7-10 / Hira 140: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 643: 1,2
Ny fiadiana hiatrehana ady Mizara roa mazava tsara ny Epistily ho an'ny Efesiana. Ny -3 día miresaka ireo foto-pampianarana, mahavaly…
Sal 66.8-12 / Hira 3: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 3: 2,3
Ny Toetran'Andriamanitra Ity anjara mofonainantsika ity dia mampianatra antsika fa ny Andriamanitsika dia: 1.Mahita, miditra an-tsehatra ao amin'ny tantara (and…
Sal.73, 25-28 / Hira 2:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295
Ny atao mba hananana faharetana Manoro hevitra an'i Timoty manoloana ireo faharatsiana izay tsy maintsy hiseho. 1. Mivonona hiaritra fahoriana…
Sal.118,1-4 / Hira 16:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 460
Ny tombony ho an'ny olona mino an'i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy Azy Mampianatra sy mampiomana ny amin'ny andro farany…
Sal.117 / Hira 357 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 512 :1,2
Tsy maintsy hifarana izao rehetra izao Ity epistily ity dia fampahalalana ataon'i Petera ho an'ireo olona nandray ny Filazantsara. Ambarany…
Sal.66,1-4 / Hira 310.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 428
Mampahery sy manafatra i Jesoa rehefa maniraka Ity Soratra Masina ity dia fampaherezana sy hafatra nataon'i Jesoa ho an'ny Mpianany…
Sal.91.1-2 / Hira 1:1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 734:3
Vavaka Vavaka fahatokiana sady fianteherana amin'Andriamanitra nataon'i Mosesy, fony tany an'efitra ny Zanak'Isiraely: 1. Mitoera ao amin' Andriamanitra (And.1) Manambara…
Sal.63,1-5 / Hira 67:1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 354
Torolalan'ny Tompo Manome torolalana amin'izay tokony hataon'ireto iraka mialoha lalàna Azy ireto i Jesoa. Ireto no vontoantin'ny hafatra: 1. Efa…
Sal.100 / HF.28 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 753 :1,4
Manitsy sy mitaridalana mandrakariva Miantefa tamin'ny Fiangonana tao Sardisy ny Soratra Masina, tanana malaza sy manan-karena tamin'izany fotoana izany sady…
Sal.29,1-2 / Hira 36:1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.18
Ny fiavian'ny Tompo 1. Fanehoany ny heriny sy ny voninahiny (And.26) Voalaza fa hisy fahoriana mafy amin'izany andro izany, ary…