Ny fivavahana ho an’ny mpitondra
Sal.31. 1-4 / Hira 12.1, 4 / Vavaka/ Mofonaina/Vavaka / HF 26
Ny fivavahana ho an'ny mpitondra 1- Miantoka ny fitondran-tenany "Mivavaha ho anay; fa matoky izahay fa manana fieritreretana tsara..." (and.…
Sal.31. 1-4 / Hira 12.1, 4 / Vavaka/ Mofonaina/Vavaka / HF 26
Ny fivavahana ho an'ny mpitondra 1- Miantoka ny fitondran-tenany "Mivavaha ho anay; fa matoky izahay fa manana fieritreretana tsara..." (and.…
Sal 134 / Hira 39. 1.2.3 / vavaka / Mofonaina / Vavaka / Antema 5
Raha mivavaka ianao dia: 1. Aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy Nanan-danja teo amin'ny fiaina'ny Jiosy ny vavaka. Mivavaka in-telo…
Sal 96. 1-6 / Hira 36. 1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336
Ny vavaka ataontsika dia: 1. Mba ho amin'ny fiteny fantatry ny olona «Nefa raha ao am-piangonana, dia aleoko manao teny…
Sal 86. 1-10 / Hira 97. 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 98
Ny vavaka tao amin'ny sahan'i Getsemane 1. Vavaka anehoana ny fiombonana sy fanohanana Tao ambanin'ny tendrombohitra Oliva no nisy an'i…
Sal 66. 1-4 / Hira 271. 1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338
Mivavaha mandrakariva 1. Fa ho avy tampoka ny fotoana Hafatra no nataon'i Jesoa ho an'ny mpanara-dia Azy mba tsy ho…
Sal 95. 1-5 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 356. 1, 4
Ny faharetana amin'ny vavaka 1. Omena ny teny fampanantenana Taratasy nosoratan'i Jeremia ho an'ireo Jiosy tany am-pahababoana ity mofonaina ity,…
Sal 139, 1-6 / Hira 36: 1 / Vavaka / Mofonaina / vavaka / Hira FF 14
Tia antsika Andriamanitra 1. Mamaly vavaka Izy (and 3) Hoy Davida: "Tamin'ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianoo..."(and3). Rehefa miantoraka…
Sal 96,7-10 / Hira 514: 1, 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 547:4
Ny mpanompon'Andriamanitra dia: 1. Mifandray tsy-tapaka amin'Andriamanitra (and 16-18) Eo amin'ny fiainana dia mifandimby ny fifaliana sy ny fahoriana. Amin'ireo…
Sal 18, 1-6 / Hira 9: 1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 267: 4
Izay mangetaheta an'Andriamanitra dia 1. Ampianariny mivavaka (and 2-4) Nangetaheta hivavaka ny mpianatra anankiray raha nahita an'i Jesoa nivavaka tamin'ny…
Sal 27,1-6 / Hira 170:1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF34:1
Ny famonjena vitan'i Jesoa dia mitaona ny olona 1. Hanana fanantenana (and 23) Hoy ny Soratra Masina: "Aoka hazonintsika mafy…