Ilay kapiteny romana

Sal. 103, 1-5 / Hira 190. 1, 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 482. 1, 4

Ilay kapiteny romana Asongadin'ny mpanoratra eto ny toetra tsara alain-tahaka nananan'ity kapiteny romana ity sy ny filazan'i Jesoa momba azy:…

Meteza hiasa amin’ny finoana

Sal 105.1-5 / Hira 172 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 639

Meteza hiasa amin'ny finoana 1- Ataovy izay hitohizan'ny asa fanompoana (and.2) Tamin'ny fotoana nanoratan'i Paoly ity epistily ho an'i Timoty…

Jesoa no fiainana

Sal 72.18-19 / HF 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 444.4

Jesoa no fiainana (and.35) 1- Izay manatona Azy tsy mba ho noana...(and.35) Rehefa nihaona tamin'i Jesoa ireo vahoaka izay nitady…

Meteza hiasa amin’ny finoana

Sal103.1-6/Hira636.1,2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 808.1,2

Meteza hiasa amin'ny finoana 1- Ny olona miasa amin'ny finoana dia tsy misy mahasakana. Ity epistily ity dia nosoratan'i Paoly…

Meteza hiasa amin’ny finoana

Sal 124.1-6/Hira 21/Vavaka / Mofonaina/Vavaka/Hira 645.4

Meteza hiasa amin'ny finoana Ampiasao ny Anarany (and.45) 1-Nampihorohoro fatratra an'i Saoly sy ny miaramilany rehetra i Goliata satria sady…

Meteza hiasa amin’ny finoana

Sal 91.1-8 / HF 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 268.1

Meteza hiasa amin'ny finoana 1- Aza mihemotra (and.1-6) Ny olona mihemotra dia izay efa nino an'i Jesoa Kristy, kanefa niala…

Meteza hiasa amin’ny finoana

Sal 119.89-96 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487.1,3

Meteza hiasa amin'ny finoana 1- Ialao ny fihatsaram-belatsihy Rehefa niverina avy tany Jerosalema i Jesoa sy ny mpianany, dia gaga…

Meteza hiasa amin’ny finoana.

Sal 106.1-5 /Hira 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 54

Meteza hiasa amin'ny finoana. 1- Inona moa ny finoana? "Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny…

Meteza hiasa amin’ny finoana

Sal 67 / Hira 167.1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 19

Meteza hiasa amin'ny finoana Ity Salamo ity dia mitarika antsika hahatsapa ny fikarakaran' Andriamanitra ny fiainan'izay rehetra mino Azy: 1-…

Ny asa fitoriana ny Filazantsara

Sal 125 / HF1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 643

Ny asa fitoriana ny Filazantsara 1- Manafaka amin'ny herin'ny fahavalo (and 7-12) Ny mpanompon'Andriamanitra izay mitory ny Filazantsara sy mampandroso…