Ny anaran’i Jesoa Kristy avy any Nazareta
Sal 33 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 168
Ny anaran'i Jesoa Kristy avy any Nazareta 1-Anarana miavaka "Amin'ny anaran'i Jesoa Kristy avy any Nazareta..." (and.6). Ilaina ny manonona…
Sal 33 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 168
Ny anaran'i Jesoa Kristy avy any Nazareta 1-Anarana miavaka "Amin'ny anaran'i Jesoa Kristy avy any Nazareta..." (and.6). Ilaina ny manonona…
Sal 66 / Hira 311 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305
Ny olona miasa amin'ny finoana 1- Mamafy araka ny fahamarinana "Mamafaza ho anareo araka ny fahamarinana" (and12): Isan'ireo mpaminany izay…
Sal 108 / Hira 545 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 547
Jesoa Kristy Tompo 1- Miasa tsy tapaka "Isika tsy maintsy maintsy manao ny asan' izay naniraka Ahy raha imbola atoandro"…
Sal 24/Hira 23 /Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 548
Ny Olona tomponandraikitra 1- Efa nomanin'ny Tompo ny sehatra ho azy Napetraky ny Tompo tao amin'ny saha Edena ralehilahy ary…
Sal 129/Hira 643/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 295
Ry mpianakavin'ny finoana! 1- Mahareta tsara Misy ireo mpiasa izay mitaraina noho ny ataon'ny mpifikitra tafahoatra amin'ny harena. Tafiditra any…
Sal 46, / Hira 460 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 627
Jesoa Kristy Tompo 1- Mpandresy ny tahotra Tojo tafio-drivotra mafy ny mpianatra. Nisy fiantraikany tamin'ny sambokely nandehanan'izy ireo izany. Voasoratra…
Sal 138, /Hira FF.1/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 701
"Ny marina amin'ny finoana no ho velona" (and17b) Ny finoana 1- Hery avy amin'ny Tompo hamonjena antsika "Fa tsy menatra…
Sal 128/ Hira 451/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka/ HF 14
Meteza hiasa amin'ny finoana 1- Ankino amin'i Jehovah ny asanao (and.3) Azontsika atao ny maminavina sy manao tetik'asa maro samihafa…
Sal. 103, 1-5 / Hira 190. 1, 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 482. 1, 4
Ilay kapiteny romana Asongadin'ny mpanoratra eto ny toetra tsara alain-tahaka nananan'ity kapiteny romana ity sy ny filazan'i Jesoa momba azy:…
Sal 105.1-5 / Hira 172 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 639
Meteza hiasa amin'ny finoana 1- Ataovy izay hitohizan'ny asa fanompoana (and.2) Tamin'ny fotoana nanoratan'i Paoly ity epistily ho an'i Timoty…