Ny tena kristiana marina tokoa

Sal 103.1-6 / Hira 1 / Vavaka /  Mofonaina / Vavaka / Hira 454

Ny tena kristiana marina tokoa: 1-Miaina araka ny Fanahy Masina Ahariharin'i Paoly fa ny fahazoam-pamonjena sy ny maha kristiana dia…

Ny fahendrena avy amin’ Andriamanitra

Sal 100.1-3 / Hira 165 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432

Ny fahendrena avy amin' Andriamanitra 1-Mahafantatra ny marina Rehefa samy nilaza ho renin'ny zaza hany sisa velona ireto vehivavy roa…

Fahotana eo anatrehan’Andriamanitra

Sal 46.1-3 / Hira 36 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 461

Fahotana eo anatrehan'Andriamanitra 1- Ny fivadihana Aminy: Ampitahain' Andriamanitra amin'ny vehivavy janga nandao ny vadiny ny zanak' Israely eto. Izany…

Ny toetra takiana amin’ny olom-boaantso

Sal 95.1-5 / Hira18 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 534

Ny toetra takiana amin'ny olom-boantso 1-Fitondrantena mendrika ny fiantsoana: Nisy ny fahasamihafana teo amin'ny Jiosy sy ny Jentilisa, hany ka…

Ny fitondrana an’i Jesoa zaza niakatra tao Jerosalema

Sal 47. 1-9 / Hira 15 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 248

Ny fitondrana an'i Jesoa zaza niakatra tao Jerosalema 1- Fankatoavana an'Andriamanitra I Josefa sy Maria dia mpivady natahotra an'Andriamanitra teo…

Ny vahaolana mahomby eo amin’ny fiainam-piangonana

Sal 29. 1-9 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 306

Ny vahaolana mahomby eo amin'ny fiainam-piangonana Nandalo fahakiviana i Mosesy noho ny fahasahiranana nahazo azy tamin'ny vesatry ny fitarihana ny…

Ny fahazoana valim-bavaka

Sal 18. 1-3 / Hira 241 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305

Ny fahazoana valim-bavaka 1-Miankina amin'ny finoana ny Tenin'ny Tompo. Rehefa avy nampianatra (vavaka nampianarin'ny Tompo) ny mpianatra hivavaka i Jesoa…

Maneho ny voninahitr’ Andriamanitra ny Mesia

Salamo 19.1-5 / Hira 7 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 78

Maneho ny voninahitr' Andriamanitra ny Mesia Nanjakan'ny fahalovana sy ny fahoriana ny fanjakana Joda noho ny olana ara-politika sy ara-panahy…

Toe-panahy mendrika ny Filazantsara

Sal 71.14-19 / Hira 201/Vavaka / Mofonaina /Vavaka / HF 18

Toe-panahy mendrika ny Filazantsara 1- Mikatsaka ny zavatra momba ny any an-danitra Niasa mahery tao amin'irco Kolosiana ny Filazantsara ka…

Ny niakaran’i Jesoa tany an-danitra

Sal 24. 1-5 / Hira 150 / Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira 133.1,4

Ny niakaran'i Jesoa tany an-danitra 1- Manokatra ny saina hahalala ny Soratra Masina Efa nilaza tamin'ny mpianany i Jesoa talohan'ny…