Ny olona manompo an’Andriamanitra

Sal.37. 1-5/HF 25/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 37

Ny olona manompo an'Andriamanitra 1- Mahazaka ny olana misy "Iza no ahy any an-danitra? Ary tsy misy ety ambonin'ny tany…

Ny fivavak’i Jesoa

Sal.43. 1-5/HF 12/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 29

Ny fivavak'i Jesoa 1- Fototry ny fiainana "Ary nivoaka Jesoa, araka ny fanaony dia nankao an-tendronibohitra Oliva Izy, (and. 39)…

Ny vavaka

Sal.103. 1-5 / FF 7 / Vavaka / Mofonaina / FFPM 426

Ny vavaka 1- Mitondra fanasitranana "Ary ny fivavaky ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy..." (and.…

Ny olona misafidy hanompo an’Andriamanitra

Sal.98. 1-3/ HF 48/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 6

Ny olona misafidy hanompo an'Andriamanitra 1- Miditra ao an-tranony "Dia niakatra ho ao an-tranon'i Jehovah ny mpanjaka, ary nanaraka azy…

Ny olona misedra fanenjehana

Sal.92. 1-3/ Hira 16 1, 4/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 47

Ny olona misedra fanenjehana 1- Mitoky amin'ny fahefan'Andriamanitra "Tompo ô, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny…

Ny olona misaotra an’Andriamanitra

Sal.67. 3-7 / FFPM 36 / Vavaka/ Mofonaina/FF 34

Ny olona misaotra an'Andriamanitra 1- Manatitra fanatitra ho Azy "Ary ankehitriny, Jehovah ô, indro, efa nentiko ny voaloham-bokatra amin'ny tany…

Ny mpitory filazantsara mivavaka ho an’ny Mpino

Sal.100. 1-6 / Hira 28 / Vavaka / Mofoncina / Vavaka / Hira FF24

Ny mpitory filazantsara mivavaka ho an'ny Mpino 1- Mahatsiaro ho ananany trosa "Ananan'ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, nyi…

Ny olom-boafidin’Andriamanitra

Sal 138 / Hira 283 /Vavaka/ Mofonaina / Vavaka / Hira 286

Ny olom-boafidin'Andriamanitra 1-Miasa amin'ny fanantenana "Satria izay miasa tany dia tokony hiasa amin'ny fanantenana..." (and.10). Amin'ny finoana no hiandrasan'ny mpiasa…

Ny olona mahatsiaro ny tenin’ny Tompo

Sal.91. 1-4/ Hira 39. 1, 4/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 51

Ny olona mahatsiaro ny tenin'ny Tompo 1- Mahafantatra ny faharatsian'ny olona "...fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin'ny andro farany…

Ny olona mpivavaka tsara

Sal. 108. 1. 4/ FFPM 790. 1, 2 / Vavaka/ Mofonaina/ FF 3

Ny olona mpivavaka tsara 1- Itenenan'ny Fanahy Masina "Ary efa nambaran'ny Fanahy Masina taminy tsy hahita fahafatesana izy ..." (and.…