Ny mpanompon’Andriamanitra
Sal 16, 7-11 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33
Ny mpanompon'Andriamanitra 1- Mamaly ny antso (and.10) Miantso an'i Ananiasy ny Tompo, araka izay hita eo amin'ny andininy faha-10: "Ry…
Sal 16, 7-11 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33
Ny mpanompon'Andriamanitra 1- Mamaly ny antso (and.10) Miantso an'i Ananiasy ny Tompo, araka izay hita eo amin'ny andininy faha-10: "Ry…
Sal.63. 1-5/Hira 417/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/Hira 437
Ny olona mahatsiaro tena ho mpanota 1- Miaiky ny fahadisoany "Dia hoy Davida tamin'i Natana: Efa nanota tamin'i Jehovah aho."…
Sal.34. 1-3 / Hira 1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 33
Andriamanitra Masina sady mahatahotra 1- Manadio ny olom-boafidiny "...Indro, efa nitehika tamin'ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary…
Sal.31 . 1-5 / HF 29 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 39
Andriamanitra Mpitsara Marina 1- Mitaona ny olona hiala amin'ny ratsy "...Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty…
Sal.62. 5-12 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303
Ny fankatoavana ny Tenin'i Jesoa Krisy 1- Mampahomby ny asa atao "Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia…
Sal.57. 7-11 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446
Ny fahazoana ny Soratra Masina 1-Ilàna mpampianatra "Fa hoy izy: Hataoko ahoana ny fahay, raha tsy misy mampianatra?" (and. 31).…
Sal.91. 1-8/ Hira4/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 26)
Ny olona mahalala ny sitrapon'Andriamanitra 1- Manaiky hiova hevitra "Ary rehefa hitan'i Balama fa sitrak'i Jehovah ny hitahy ny Isiraely,…
Sal.66. 1-4/Hira 21/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 427
Ny fampihavanana ao amin'i Kristy 1- Asan'Andriamanitra "Fa izany rehetra izany dia avy amin'Andriamanitra, izany nampiahavana antsika taminy" (and.18). Fitiavan'andríamanitra…
Sal.97. 1-6/Hira 39/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 51
Ny mpaminan'i Jehovah 1-Manatanteraka ny baikony "Miainga, ka midina hihaona amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely... fa lasa nankao izy mba haka…
Sal. 107. 1-3/Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/HF 2
Ny fanarahana an'i Jesoa Kristy 1- Fahafantarana Azy "Hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Koa dia nandeha izy ka…