Ny tena mpanompon’Andriamanitra:
Sal 66 / Hira FF.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543
Ny tena mpanompon'Andriamanitra: 1-Tsy manaiky hiankohoka amin'ny sampy Tantara momba an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego no hita eto, Efa…
Sal 66 / Hira FF.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543
Ny tena mpanompon'Andriamanitra: 1-Tsy manaiky hiankohoka amin'ny sampy Tantara momba an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego no hita eto, Efa…
Sal 122 / Hira FF11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487
Ny tena fanavaozana: 1-Fitarihana ny mpiara-manompo amin'ny tsara Ny tena mpitarika dia manana vina mazava. Tsy mijanona eo fa mizotra…
Sal 121 / Hira 476 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 298
Ny fahefana omen'ny Tompo "Ary izay maharesy ka mitandrina ny asako hatramin'ny farany dia homeko fahefana amin'ny Jentilisa"(and 26) 1-Hoan'izay…
Sal 23 / Hira 303 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295
Miady ho antsika ny Tompo "Fa Jehovah niady ho an Israely" (and14d) 1-Mampiasa ny zavaboary eo ambany fahefany Izy "Nandatsaka…
Sal 95 / Hira 537 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 615
Manankarena amin'ny famindram-po ny Tompo "Fa Andriamanitra, Izay manankarena amin'ny famindram-po, noho ny halehiben 'ny fitiavany izay nitiavany antsika" (and…
Sal. 16 / Hira 167 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 7
Ilay Andriamanitra fitiavana 1-Momba antsika mandrakariva "Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?" (and 31): Tsy misy afaka…
Sal 9 / Hira 638 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 760
Ny mampiavaka ny mpanompon' Andriamanitra 1-Manaraka fandaminana "Ary Josoa dia nanao araka izay nolazain'i Mosesy taminy" (and10): Nibaiko an'i Josoa…
Sal 124 / Hira l46 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF5
Jesoa Kristy Tompo 1-Mivavaka Izy aloha. "Ray o, misaotra Anao aho fa efa nihaino Ahy ianao" (and41b): Efa ao amin'i…
Sal 89/ Hira 539 /Vavaka / Mofonaina/ Vavaka /Hira FF3
Alatsinainy, faha 20 Aprily 2026 Sal 89/Hira539/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira FF3 1Korintiana 15, 24-28 Ho anao manana andraikitra manokana, Tsarovy fa: 1-Ho…
Sal 59 / Hira 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731
Ny mampiavaka ny olona matoky ny Tompo 1-Mandresy fahavalo "Hatolotr'i Jehovah ho resy eo anoloanao ny fahavalonao" (and 7): Andriamanitra…