Manana tanjona mazava isika
Sal 139 / Hira 622 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303
Manana tanjona mazava isika ka 1- Tohizo hatrany ny hazakazaka masina "Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo" (and24b): Ny mpihazakazaka dia…
Sal 139 / Hira 622 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 303
Manana tanjona mazava isika ka 1- Tohizo hatrany ny hazakazaka masina "Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo" (and24b): Ny mpihazakazaka dia…
Sal 145 / Hira 305 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 308
Ireo andraikitra miandry antsika 1-Manaraka tsara ny fampianarana natolotra "Ary mandidy anareo izahay...mba hialanareo amin'ny rahalahy rehetra izay tsy mitoetra…
Sal 122 / Hira FF.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731
Manoloana ny asa fanarenana atao am-pinoana 1- Mampahery sy maniraka hiasa ny Tompo "Mahereza ianareo vahoaka rehetra ka miasa" (and4):…
Sal 138 / Hira 283 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 286
Ny olom-boafidin' Andriamanitra I-Miasa amin'ny fanantenana "Satria izay miasa tany dia tokony hiasa amin'ny fanantenana..." (and10). Amin'ny finoana no hiandrasan'ny…
Sal 34 / Hira 540 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 46
Ny mpino miasa amin'ny finoana 1-Matoky ny Tompo, ka manao soa. Eo anatrehan'ny toe-javatra izay mety mahakivy, toy ny fahombiazana…
Sal 33 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 168
Ny anaran'i Jesoa Kristy avy any Nazareta 1-Anarana miavaka "Amin'ny anaran'i Jesoa Kristy avy any Nazareta..." (and.6). Ilaina ny manonona…
Sal 66 / Hira 311 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305
Ny olona miasa amin'ny finoana 1- Mamafy araka ny fahamarinana "Mamafaza ho anareo araka ny fahamarinana" (and12): Isan'ireo mpaminany izay…
Sal 108 / Hira 545 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 547
Jesoa Kristy Tompo 1- Miasa tsy tapaka "Isika tsy maintsy maintsy manao ny asan' izay naniraka Ahy raha imbola atoandro"…
Sal 24/Hira 23 /Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 548
Ny Olona tomponandraikitra 1- Efa nomanin'ny Tompo ny sehatra ho azy Napetraky ny Tompo tao amin'ny saha Edena ralehilahy ary…
Sal 129/Hira 643/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/Hira 295
Ry mpianakavin'ny finoana! 1- Mahareta tsara Misy ireo mpiasa izay mitaraina noho ny ataon'ny mpifikitra tafahoatra amin'ny harena. Tafiditra any…