Mahatoky amin’ny asany ny mpino

Sal 133 / Hira 534.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF.16:2

Mahatoky amin'ny asany ny mpino 1-Tsy miovaova hevitra (and.17-20) Eto ny Apostoly Paoly dia miresaka ny "eny" sy ny "tsia"…

Mahatoky amin’ny asany ny mpino

Sal. 119:65-72 / Hira 445.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 480:3

Mahatoky amin'ny asany ny mpino. 1- Tsy manao izany ho fahazoam-pamonjena (and.8-9) Ny famonjena dia "asa" efa vitan'i Jesoa Kristy…

Rehefa tsara fototra ny finoan’ny mpino iray

Sal 48,1-3 / Hira F 48,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295. 1

Rehefa tsara fototra ny finoan'ny mpino iray: 1. Mahatoky amin'izay ataony izy (and. 12) Mampirisika ny Fiangonana tao Filipia i…

Ny mpino mahatoky

Sal 92,1-6 / Hira 24,1.4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 334. 2

Ny mpino mahatoky 1. Tsaraina amin'ny teniny Manan-danja sy hery lehibe ny teny eto amin'ity Soratra Masina ity. Miankina amin'ny…

Ry mpino mahatoky ô!

Sal. 68, 4-6 / Hira 167, 1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 309, 1

Ry mpino mahatoky ô ! 1.Tandremo ny mitondra tena tahaka ny mpisorona sy loholona (and.23-24) Nampianatra teo amin'ny Tempoly Jesoa…

Ny mpino mahatoky

Sal. 108,1-6 / Hira 16,1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F 6. 2

Ny mpino mahatoky 1. Mahay maka lesona ny tamin'ny lasa (and.1-4) Nafahana tamin'ny fanandevozana tany Egypta ny Israely. Maro ny…

Ry mpanompon’Andriamanitra

Sal 84,1-4 / Hira F 7,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F 1.1.2

Ry mpanompon' Andriamanitra! 1. Aoka ho tsapanao fa ny finoana dia fitokisana tanteraka amin' Andriamanitra (and. 1-3) Fantatsika fa i…

Ny tokony ho fiainan’ny mpanompo

Sal 103.1-3 / Hira 167,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 734. 3

Ny tokony ho fiainan'ny mpanompo Marihina amin'ity andalan-tsoratra Masina novakiana androany ity ny fifandraisan'ny samy mpino, dia ny Tompo sy…

Ny mpino mahatoky

Sal 96,11-13 /Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.21. 1

Ny mpino mahatoky 1. Miala amin'ny fihatsarambelatsihy (and. 47-48) Ny Fariseo sy ny mpahay lalåna dia isan'ireo nikarakara sy nikolo…

Tsarovy ry mpino

Sal 68,4-6 / Hira 20,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489,2

Tsarovy ry mpino fa 1. Miditra sy manamasina ny fiainana andavanandro Andriamanitra. (and. 1,2) Fahagagana fito no tantarain'i Jaona, ka…