Jesoa manangana ny maty
Sal 103.1-6 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 5
Jesoa manangana ny maty 1- Mamelona ny finoana sy ny fanantenana Izy (and.25-28) Ao anatin'ny fahoriana lalina i Marta sy…
Sal 103.1-6 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 5
Jesoa manangana ny maty 1- Mamelona ny finoana sy ny fanantenana Izy (and.25-28) Ao anatin'ny fahoriana lalina i Marta sy…
Sal 101.1-8 / Hira 24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432
Ny olona miasa amin'ny finoana: Ny Soratra Masina anio dia mampahatsiahy an'i Noa, lehilahy iray inay faka tahaka tamin'ny finoana…
Sal 66.1-7 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305
Meteza hiasa amin'ny finoana. 1- Aza mifampiandany (and.1-3) Nisy fizarazarana sy fifampiandaniana tao amin'ny Fiangonana tao Korinto. Niteraka fialonana sy…
Sal.112.1-6 / Hira 576.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira479.4
Ity resaka momba ny "mamôna tsy marina" ity dia mifamatotra amin'ny fanoharana momba ilay mpitandrina (mpitantana) tsy marina etsy ambony…
Sal.111.1-10 / HF48 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 512.1
Ohabolana 14. 26-31 "...lzay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy: fa ny mamindra fo aminy kosa dia…
Sal. 143.1-8 / Hira FF5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 539.4
"... Rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo tsy mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no…
Sal.31:19-24 / HF:24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 545 :1
Ny mpanompo mahatoky Tao anatin'ny vanim-potoana nampirehitra ny fanenjehana ny fivavahana kristiana indrindra no nanoratana ny Epistily faharoa ho an'i…
Sal.4:1-5 / Hira 151,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 499.3
Mpino mahatoky llaina tokoa ny fahaizana amam-pahalalana norantovina ho enti-manatanteraka ny asa fanompoana. Ambonin'izany anefa ny toetra mahatoky mba tsy…
Sal. 122:1-7 / Hira 531:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 14.3
Mahatoky amin'ny asany ny mpino Tsy atao amin'ny teny sy heverina ao an-tsaina fotsiny ihany ny fiainana ny finoana, fa…
Sal.27.1-3 / Hira 549 : 1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332
"...Fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro » (and.2b) Tsy ny olon-drehetra no azo omena andraikitra…