SL XIX/Antom-bavaka

Fitondrana amim-bavaka ireo zavatra hatao anio

Talata 10 Aogositra 2021.

1- ny fahatongavan’ny mpamonjy Synoda lehibe rehetra.
2-ny fandraisam-bahiny: mba hilamina araka izay niheverana azy.
3-ny fizarana tahirin-kevitra: mba ho tomombana tsara.
4-ny famangina ny manam-pahefana: ho tanteraka soamantsara.
5- Vavaka ho an’ireo mpandray vahiny sy mpikarakara sakafo.

Alarobia 11 Aogositra 2021

1-Ny fanompoam-pivavahana fanokafana ho tarihin’ny Biraon’ny mpiandraikitra foibe.
2- Ny fanokafana ny fampirantiana ho fampahafantarana ny asan’ ny FJKM amin’ny alàlan’ireo sehatra samihafa ato aminy.
3-Fandaniana ny fandaharam-potoanan’ny Synoda lehibe (SL) : mba hisian’ny fifanarahan-tsaina.
4-Fifidianana ny Biraon’ny SL: hamomezan’ ny Tompo Jesoa olona araka ny sotrapony hitarika ity SL ity.
5- Fanaovana ny tatitry ny Mpiandraikitra Foibe: ho tanteraka soa aman-tsara.

Perikopa 2025

Jolay: OLOMBOAANTSO NY MPINO

| | 06. Ala. III man. Trinite
Isa. 45. 1-7 | Lio. 9. 1-6 | 1 Pet. 2. 18-25

| | 13. Ala. IV man. Trinite - S. Tanora Kristiana
1 Sam. 3. 1-9 | Mat. 15. 32-39 | 1 Kor. 1. 18-25

| | 20. Ala. V man. Trinite - S. Fivondronana Laika
Amo. 7. 10-15 | Mar. 10. 46-52 | Gal. 1. 11-17

| | 27. Ala. VI man. Trinite - TPM sy IFRP
Jer. 1. 4-10 | Mar. 3. 13-19 | Rom. 1. 1-7

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY MPIASA FOIBE FJKM 2025