arsiva Fiainan'ny fiangonana Fifandraisana Rindrandamina Vaovao farany

Ireo SL FJKM nifandimby:

IREO SYNODA LEHIBE VALO AMBIN ‘ny FOLO (18) NIFANDIMBY :

 SYNODA LEHIBE VOALOHANY – TOAMASINA ( 1968 ) :Indro havaoziko ny zavatra rehetra ” – Apok 21.5

SYNODA LEHIBE FAHA-II – ANTANANARIVO (1970 ) : “Miara-miasa amin’i Kristy ” – Rom 8.28

 SYNODA LEHIBE FAHA-III – MAHAJANGA ( 1972 ) : “ Velona ho an’ny hafa “ – 2Kor 5.15

SYNODA LEHIBE FAHA-IV – ANTANANARIVO ( 1974 )Tazano ny lalana, hetseho mafy ny herinao “ – Nah 2.2

SYNODA LEHIBE FAHA-V – FIANARANTSOA ( 1976 )Fiangonana mahery amin’ny teny sy ny asany “ – Rom 15.18

SYNODA LEHIBE FAHA-VI – ANTANANARIVO ( 1978 ) : “ Aiza ny finoanareo ? “ Lio 8.25

SYNODA LEHIBE FAHA-VII- ARIVONIMAMO ( 1980 )Mitory an’I Kristy Hery sy fahendren’Andriamanitra “ – 1 Kor 1.23–24

SYNODA LEHIBE FAHA-VIII – ANTSIRANANA ( 1982 )Mitory an’I Kristy Hery sy fahendren’Andriamanitra “ – 1 Kor 1.23-24

SYNODA LEHIBE FAHA-IX – TOAMASINA ( 1984 ) “ Fiangonana, andry sy fiorenan’ny fahamarinana “ – 1 Tim 3.15

SYNODA LEHIBE FAHA-X – MAHAJANGA ( 1986 )Fiangonana, andry sy fi orenan’ny fahamarinana “ – 1 Tim 3.15

SYNODA LEHIBE FAHA-XI – FIANARANTSOA ( 1988 ) “ Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana “ – Apok 2.10 b

SYNODA LEHIBE FAHA-XII – ANTANANARIVO ( 1992 ) “ Avia Fanahy Masina o ! Havaozy ny voahary manontolo “ – COE

SYNODA LEHIBE FAHA-XIII – ANTSIRANANA ( 1996 )Ry mpiambina o ! toy inona alina moa izao “ – Isa 21.11 b

SYNODA LEHIBE FAHA-XIV – TOLIARY ( 2OOO )Mitsangana, ianareo no fahazavan’izao tontolo izao “ Isa 60.1b – Mat 5. 14 b

SYNODA LEHIBE FAHA-XV – AMBATONDRAZAKA ( 2004 ) “ Mandehana raha mbola manana ny mazava ianareo “ – Jao 13. 35 b

SYNODA LEHIBE FAHA-XVI – MAHAJANGA ( 2008 ) “ Ny marina amin’ny finoana no ho velona “ – Rom 1.17 b

SYNODA LEHIBE FAHA-XVII – MANAKARA (2012)Ny fanantenana no namonjena ny mino.” – Rom 8.24a

SYNODA LEHIBE FAHA-XVIII – ANTSIRABE (2016) Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika.” – 2 Tim 1.8a

Perikopa 2020

Novambra: MIANDRANDRA FAMONJENA NY MINO

| | 01. AlaXXI man Trinite
Gen 32.4-13 /Mat 9.27-31 / Asa 16.6-10

| | 08. Ala. XXI man Trinite-Fitantanana ny Fananana (FIFA)
Sal 130.1-8/ Lio 12.35-40/ Tit 2.11-15

FJKM Fahazavana

JOBILY FITOKANANA NY TRANO FIANGONANA