Sampan'asa Sampana & Sampan'asa Vaovao farany

Lohahevitra Perikopa 2024

« Miorena tsara,aza miova » (1 Kor 15.58)

VOLANA / TAONALOHAHEVITRA
JANOARYLehibe ny Voninahitr’Andriamanitra
FEBROARYMampitandrina amin’ny didiny Andriamanitra
MARTSAManorina ny fanekeny ny Tompo
AVRILYManazava ny mpino ny Tompo
MEYMampahery ny Fanahy Masina
JIONAMiaro ny olony ny Tompo
JOLAYMiaraha-mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao
AOGOSITRAManamasina ny tenany ny mpino
SEPTAMBRAMiorina ao amin’ny Tompo ny mpino
OKTOBRA Mihavao ao amin’ny Tompo ny mpino
NOVAMBRAIaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra
DESAMBRAManetry tena ny mpino

Perikopa 2025

Febroary: MAMONJY NY TENIN'ANDRIAMANITRA

| | 16. Ala. VI man. Epifania - Arsiva FJKM
Isa. 55. 6-13 ; Jao. 6. 66-71 ; 2 Tim. 2. 8-13

| | 23. Ala. VII man. Epifania
Jos. 10. 8-11 ; Lio. 4. 31-37 ; 1 Jao. 2. 12-14

Martsa: MIANTSO HO AMIN'NY FIBEBAHANA NY TOMPO

| | 02. Ala. VIII man. Epifania
Oha . 1. 20 -33 ; Mat. 3. 7-12 ; Asa 26. 19-23

| | 09. Karemy. I
2Mpa. 17. 6-13 ; Lio. 5. 27-32 ; Apo. 3. 1-6