Ny fahasoavan’Andriamanitra

Sal. 67, 3-7 / Hira 18, 1-3 / Vavaka / Mofonaina / vavaka / Hira FF 33, 2

Ny fahasoavan'Andriamanitra Ny amin'i Kornelio, lehilahy jentilisa natahotra an'Andriamanitra, izay nahazo fahitana tamin'Andriamanitra. Manomboka mivelatra ho an'ny Jentilisa, fa tsy…

Ny mpanompo mahatoky

Sal 47,1-4/Hira 14,1.2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/ Hira 305. 4

Ny mpanompo mahatoky 1. Manana zo hahazo fanohanana (and.13-14) Araka izay hita any amin'ny Testamenta Taloha dia manana zo ara-dalåna…

Mila mahatoky amin’ny asany ny mpino

Sal. 81,1-3 / Hira 2,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 482. 2

Mila mahatoky amin'ny asany ny mpino Ampahany amin'ny fitsarana an'i Ely sy ny taranany ka nanalana azy tsy ho mpisorona…

Mitondra fahendrena

Sal. 96, 1-3 / Hira 18, 1-4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 314. 3

Mitondra fahendrena 1. Fanajana ny Tenin'Andriamanitra «Izay manamavo ny teny ho voasingony; Fa izay matahotra ny didy no hahazo valim-pitia.»…

Ny tena mpiasan’Andriamanitra

Sal. 134,1-3 / Hira 225,1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 288,1.2

Tsy mora ny asa hosahanin'i Timoty ka notantarain'i Paoly azy ny fiainana nolalovany, ho fampirisihina sy fampaherezana azy. Ny tena…

Ny amin’ny olona mahatoky

Sal. 106, 1-5 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 28

Ny amin'ny olona mahatoky 1. Ilain'Andriamanitra (and. 45) Efa akaiky ny andron'ny Tompo ary aoka heverina fa ny andro iainana…

Ny fahasambaran’ny olona mahatoky

Sal. 103,1-3 / Hira 167,1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336. 2

MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY MPINO Ny fahasambaran'ny olona mahatoky. 1. Ny fahasambarana dia avy amin'ny safidy ataon'ny olona. Sambatra: toetry…

I Paoly nitory ny Filazantsara tany Roma

Sal 117/Hira 16/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 539

I Paoly nitory ny Filazantsara tany Roma: 1-Teo am-pifatorana Fanirian'i Paoly tokoa ny hitory ny Filazantsara tany Roma, ary efa…

Manaiky ho iraka ny mpino

Sal 100 / Hira 307 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 205.1,2

Manaiky ho iraka ny mpino satria: 1- Hampianatra ny teny marina Andraikitra goavana miandry an'i Timoty co amin'ny iraka nanirahana…

Ny niantsoana an’i Ezekiela

Sal 106.1-5/Hira 7/ Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ Hira 334

Ny niantsoana an'i Ezekiela 1-Tamin'ny anarana miavaka "ry zanak'olona" "... Ry zanak'olona, mitsangana fa hiteny aminao aho" (and.1). Izany no…