Manana fahefana miavaka Andriamanitra
Sal. 138,1-3/Hira. 24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.F.48
Manana fahefana miavaka Andriamanitra Ny Soratra Masina eto dia mitantara ny filazana ny fahatcrahan'i Jaona mpanao Batisa. Aseho miharihary fa…
Sal. 138,1-3/Hira. 24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.F.48
Manana fahefana miavaka Andriamanitra Ny Soratra Masina eto dia mitantara ny filazana ny fahatcrahan'i Jaona mpanao Batisa. Aseho miharihary fa…
Sal.48,1-3/Hira.241/1,2/Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489
Fanehoana ny fankatoavana an'Andriamanitra Tantaraina eto ny zava-niseho tamin'ny fitokanana ny Tempoly. Raha nitarika ny fanarenana ny Tempoly i Ezra…
Sal.108,1-5 / Hira 171:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543
Hanao fitsarana Andriamanitra Hanao fitsarana Andriamanitra noho ny faharatsian'ny olony, ary amin'izany no hanehoany ny fahefany sy ny fahalehibeazany ho…
Sal.96.1-6 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.480
Ny olona andrasan'ny Tompo hihaona Aminy Eto ny Salamo dia mitaona hivavaka amin'Andriamanitra, tsy fombafomba fotsiny ihany fa tena hihaona…
Sal.51,1-5 / Hira. 150 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira. 487
Miomana handova ny fanjakan'ny lanitra Mampianatra ny Fiangonana i Paoly mba hiorina tsara sy hanana toe-panahy mendrika ny maha kristiana.…
Sal.34,1-3 / Hira. 226 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.446
Ny andrasana amin'ny olona nafahana Izao mofonaina izao dia fampiomanana izay zavatra tsy maintsy hataon'ny zanak'Isiraely rehefa tonga any amin'ny…
Sal. 106,1-5 / Hira.3 / Vavaka / Mofonaina /Vavaka / Hira.486/1,2,5
Ny fitiavan'Andriamanitra Izao mofonaina izao dia maneho ny fitiavan'Andriamanitra sy ny haratsian'ny olona. Rehefa nilamina sy nirindra mantsy ny fiainan'ireto…
Sal. 133 / Hira. 18:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.452:1
Ny olona mendrika ho mpianatr'i Jesoa Paoly, mampianatra ny Kristiana hitondra tena mifanaraka amin'ny maha-mpianatr'i Jesoa azy ireo. Eto dia…
Sal. 103,1-5 / Hira 167 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF22
Ny olona resy lahatry ny fahefan'i Jesoa Tahaka ny fanaony, Jesoa dia nampianatra sy mitondra fahazavan-tsaina ho an'ny olona mihaino…
(Sal 98,1-3 / Hira.21 /Vavaka / Mofonaina/Vavaka / Hira.460)
Mampiseho ny fahefany ny Tompo Izao mofonaina izao dia maneho ny fitsaran'ny Tompo ho an'i Asyria raha toa ka nampiasainy…