Ny olona mankato ny didin’Andriamanitra
Sal.107. 1-7/FFPM 6/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 534.1
Ny olona mankato ny didin'Andriamanitra 1- Mankato ny irany Izay rehetra andidianao anay dia hataonay; ary izay rehetra anirahanao anay…
Sal.107. 1-7/FFPM 6/ Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ Hira 534.1
Ny olona mankato ny didin'Andriamanitra 1- Mankato ny irany Izay rehetra andidianao anay dia hataonay; ary izay rehetra anirahanao anay…
Sal.84. 4-7/Hira167/ Vavaka/Mofonaina/ Vavaka/Hira 310
Jesoa Kristy maniraka ny olony 1- Manome azy ny teniny << Raiso, ka hano avokoa io; dia hampangidy ny kibonao…
Sal. 117/Hira 171/Vavaka/ Mofonaina/Vavaka/ HF 1
Ny olom-boahosotr'i Jehovah 1- Araka ny irak'Andriamanitra "Jehovah naniraka ahy hanosotra anao ho mpanjakan'ny Isiraely olony... " (and. 1) Teny…
Sal 30. 1-5 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 34
Ny mpianatr'i Jesoa misedra fanenjehana 1-Jesoa Manafaka azy << Fa nisy anjelin'ny Tompo namoha ny varavaran'ny tranomaizina nony alina, dia…
Sal. 106. 1-5 / Hira 28 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 8
Ny irak'Andriamanitra 1- Mifona ho an'ny vahoaka "Ary ankehitriny, enga anie ka hamela ny fahotany Hianao!" (and. 32a) Vavaka fifonana…
Sal.66,1-4 / Hira.8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.470:1,4,5
Ny fahalehibiazan'i Kristy amin'izao tontolo izao. Paoly Apostoly mitondra fampianarana ho an'ny Kolosiana manoloana ireo fampianaran-diso niely tamin'izany. Asehony eto:…
Sal.86.11-13 / Hira. 482.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira.640
Izao mofonaina izao dia mitantara ny namalian'i Jesoa ny fanontanian'ny mpanora-dalàna iray momba ny didy. Valinteny feno fahefana :…
Sal.107,1-3 / Hira. 15 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira. F.45
Derao ny Tompo Ity mofonaina ity no fizarana farany amin'ny fiderana sady fitaomana hidera ny Tompo noho ny fahatongavan'ny fiaran'ny…
Sal.119,105-112 / Hira.243 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.6
Ny fampianaran'i Jesoa Ity Soratra Masina ity no mamarana ny toritenin'i Jesoa teny an-tendrombohitra, izay nitondrany fampianarana maro samihafa tena…
Sal.72,18-19 / Hira. 20 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira. 643
Maneho ny heriny amin'ny alalan'ny mpanompony ny Tompo. Mitaona hisaotra sy hankasitraka ny Tompo noho ny soa rehetra efa noraisina…