Aza miala amin’Andriamanitra!

Sal 130.6-8 / Hira 5 /  Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 5I

Aza miala amin'Andriamanitra! Ambaran'ny Soratra Masina amintsika anio fa miankina amin'ny fifandraisantsika Aminy ny hoavintsika: 1- Miandany amin'izay matahotra Azy…

Velona Andriamanitra

Sal 86.6-10/Hira 4/ Vavaka/Mofonaina/Vavaka/HF 37

Velona Andriamanitra! 1- Manana fahefana amin'ny zavatra rehetra Izy Rehefa anaty fahoriana lalina ny olona dia mety hiseho aminy ireto:…

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina

Apo. 15, 3b-4 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432 : 3

Miasa Andriamanitra! Andriamanitra no niasa tamin'ny fahariana ny zavatra rehetra. Tsy nijanona tamin'ny asam-pahariana izao rehetra izao ihany anefa ny…

Jesoa Kristy no Tompontsika

Sal. 18 / hira 605 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 630

Jesoa Kristy no Tompontsika 1-Tompon' ny natiora sy ny hery rehetra "Nahita Azy nitsangatsangana tambonin'ny ranomasina ny mpianatra" (and26): Isan'ny…

Ny fitiavan’i Jesoa Tompo

Sal 21 / Hira FF48 / Vavakab/ Mofonaina / Vavaka / Hira 643

Ny fitiavan'i Jesoa Tompo 1-Mahatonga antsika ho mpandresy Manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'llay tia antsika (and 37). Ny…

Ny tena mpanompon’Andriamanitra:

Sal 66 / Hira FF.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543

Ny tena mpanompon'Andriamanitra: 1-Tsy manaiky hiankohoka amin'ny sampy Tantara momba an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego no hita eto, Efa…

Ny tena fanavaozana

Sal 122 / Hira FF11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487

Ny tena fanavaozana: 1-Fitarihana ny mpiara-manompo amin'ny tsara Ny tena mpitarika dia manana vina mazava. Tsy mijanona eo fa mizotra…

Ny fahefana omen’ny Tompo

Sal 121 / Hira 476 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 298

Ny fahefana omen'ny Tompo "Ary izay maharesy ka mitandrina ny asako hatramin'ny farany dia homeko fahefana amin'ny Jentilisa"(and 26) 1-Hoan'izay…

Miady ho antsika ny Tompo

Sal 23 / Hira 303 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295

Miady ho antsika ny Tompo "Fa Jehovah niady ho an Israely" (and14d) 1-Mampiasa ny zavaboary eo ambany fahefany Izy "Nandatsaka…

Manankarena amin’ny famindram-po ny Tompo

Sal 95 / Hira 537 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 615

Manankarena amin'ny famindram-po ny Tompo "Fa Andriamanitra, Izay manankarena amin'ny famindram-po, noho ny halehiben 'ny fitiavany izay nitiavany antsika" (and…