Resin’i Jesoa ny fakam-panahy

Sal 119.105-112/ Hira 171.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 261

Alarobia, faha 13 May 2026 Sall19.105-112/Hira171.1.2/Vavaka/Mofonaina/Vavaka/Hira 261 Matio 4.1-11 Resin'i Jesoa ny fakam-panahy 1- Afaka handresy tahaka Azy koa isika…

Ny fampianaran’i Jesoa

Sal 119:171-176 / Hira 226 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 444.4

Ny fampianaran'i Jesoa 1- Fanahy sy fiainana Betsaka ny asa nataon'i Jesoa, izay nahatalanjona ny olona ka naharesy lahatra ireo…

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina

Sal 24. 3-5/ Hira 175.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 179.4

Miasa ao amin'ny mino ny Fanahy Masina 1- Manome hery sy fahasahiana Raha ny momba an'i Gideona manokana no lazaina,…

Ny amin’ny fiaretana fijaliana

Sal 66.8-12 / Hira 170 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 37

Ny amin'ny fiaretana fijaliana Mety hihatra amin'ny olona avokoa ireto zavatra roa izay asongadin'ny Soratra Masina ireto: 1- Ny fijaliana…

Ny olona iasan’ny Fanahy Masina

Sal 102.1-2 / Hira 201 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 645.1,3

Ny olona iasan'ny Fanahy Masina Voalaza fa feno ny Fanahy Masina i Stefana (Asa 6.5; 7.55). Агу izany no nampiavaka…

Ny asan’ny Fanahy Masina eo amin’ny mpino

Sal 63.1-4 / HF 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 515

Ny asan'ny Fanahy Masina eo amin'ny mpino 1- Mitari-dalana Zavatra iray ihany no ambara amin'ny hoe: "asan'ny Fanahin' Andriamanitra eo…

Fiangonana iasan’ny Fanahy Masina

Sal 57.7-11 / Hira 164 /Vavaka / Mofonaina /vavaka / Hira 268

Fiangonana iasan'ny Fanahy Masina Asongadin'i Paoly eto amin'ny and.3 ireto toe-panahy ireto izay isany nampiavaka ny Fiangonana tany Tesalonika: 1-…

Miasa ao amin’ny mino ny Fanahy Masina

Sal 25.1-5 / Hira 549.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 427

Miasa ao amin'ny mino ny Fanahy Masina 1-Tsy tokony hatahotra olona ny mino Arakaraka ny fanekeny na fandavan'ny mpino an'i…

Jesoa Kristy, Ilay Mpanompon’i Jehovah.

Sal 138, 1-4 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 788, 2

Jesoa Kristy, Ilay Mpanompon'i Jehovah. 1- Manazava ny hevitry ny lalana Izy Hamarinin'ny Soratra Masina eto fa tanteraka ao amin'i…

Olona afaka ny mpino

Sal 145.18-21 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 16

Olona afaka ny mpino! "Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo, ry rahalahy" 1- Afaka tamin'ny fanandevozan'ny ota. Noheverin'ny sasany…