Ny kristiana
Sal 57, 7-11 / Hira 23 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 465, 1-4
Ny Kristiana. Avy amin'ny anaran'i Kristy ny anarana hoe: Kristiana; izany hoe mpanara-dia an'i Jesoa Kristy ny Kristiana. Ahoana anefa…
Sal 57, 7-11 / Hira 23 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 465, 1-4
Ny Kristiana. Avy amin'ny anaran'i Kristy ny anarana hoe: Kristiana; izany hoe mpanara-dia an'i Jesoa Kristy ny Kristiana. Ahoana anefa…
Sal 128 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka/ Hira 487, 1-2-3
Izao tontolo izao Milaza inona ny hoe: "izao tontolo izao"? Misy hevitra maro samihafa ilazana izany: -Milaza ny zavatra tsara…
Sal 118,24-29 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 461, 1,3,6
Ho an'ny rehetra no nahatongavan'ny Tompo Izay rehetra miverina amin'ny Tompo dia hovonjena "Mijery ny Tompo" mihitsy no teny ampiasaina…
Sal 9,1-6 / Hira 233 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 638
Tompon'ny aina Andriamanitra Ny fanomezan-danja ny ain'olombelona Ambaran'ny Lalàn'i Mosesy eto fa rehefa manome tany sy trano onenan'ny olona Andriamanitra…
Sal 122 / HF 11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 428,1-2-3
Aoka isika hisaotra mandrakariva ny TOMPO Raiso ny fanomezan' Andriamanitra: Nanome ny mpino fandresena Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa Kristy izay…
Sal 145,1-7 / Hira 16,1,2,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 547
Alarobia 08 Aprily 2026 Sal 145,1-7 / Hira 16,1,2,3,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 547 Salamo 33,…
Sal. 96. 1-3 / Hira FF13 / Vavala / Mofonaina / Vavala / Hira 141.1,3,5
Efa resy ny fahafatesana Inona avy ny zavatra ambaran'ny Sotatra Masina eto izay mahakasika an'Andriamanitra? Andriamanitra Izy ka velona mandrakizay,…
Sal 34.1-10 / Hira 36, 1-2-3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira313.1.3
Tsara mpiantoka ary tsy irery ny mino Mahasoa ny olona ny manana an'Andriamanitra Rehefa avy tany Egypta ny Zanak'i Israely…
Sal 146 / HF 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 543
Jesoa Mpanavotra ny mino Fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy Nifikitra tamin' Andriamanitra tamim-pinoana lehibe, sady nino ny hamalian' Andriamanitra…