Fiainan'ny kristiana Fifandraisana Vaovao farany

Foibe/ Fanamarihana samihafa

Fotoam-pankalazana samihafa FOIBE

1-Faha-10 Taona  naha-Talen’ny Arsiva sy Tranombakoka FOIBE FJKM

an-dRamatoa Ravoahanginarisoa Farafanja , Mpitandrina mianakavy ( 034 29 451 68)

-Sabotsy 08 Mey 2021, ao amin’ny FJKM Ambatonakanga  

2-Faha-25 Taona  naha- mpandraharaha ny vola FOIBE FJKM

an-dRamatoa Rahanitriniaina Rivolalaina Olivier mianakavy (Tel 033 06 124 22)

      -Alahady 19 Jiona Mandroseza , amin’ny 9ora 30

     -Alahady 19 Septambra  Antanetibe, amin’ny 9ora 30

     -Alahady 19 Desambra Ambohimifangitra, amin’ny 9 ora 30

3-Faha- 10 Taona maha-Mpitandrina Tonia SAMPATI FOIBE

an’Andriamatoa Randriamanantena Solo Jean Jacques Jhons, Mpitandrina mianakavy ( 034 90 163 67)

       -Sabotsy 17 Jolay 2021 , Andravoahangy Fivavahana

Ento am-bavaka ireo fotoan-dehibe  eo anivon’ny Foibe ireo ary samia mandray ny  anjara mifanandrify ny tsirairay  ho fiombonam-pihetsehampo amin’ireo mpanompon’Andriamanitra ireo .

Ho Voninahitr’ Andriamanitra irery ihany .

Perikopa 2021

Mey: MAMPIORINA NY MINO NY HERIN'NY FANAHY MASINA

| | 16. Ala.VI man Paska
Neh 9.20-25/ Mat 12.14-21/ 1 Kor 12.12-13

| | 23. PENTEKOSTA- Alahady FFPM
Eze 36.22-30 /Jao 16.12-15 / 1Kor 2.1-5

| | 30. Ala. Trinite
Eks 31.1-5 / Lio 10.17-24 / 1 Jao 3.18-20

FJKM Fahazavana

Alahady 09 Mey 2021

FJKM AMBOHIMALAZA FIRAISANA