Tetikandro Fihaonambe 2023

TSARA HO FANTATRA

FIHAONAMBEN’NY KATEKISTA:

Daty : 12- 14 Jolay 2023

TOERANASYNODAMPARITANY MIOFANA
Ankazobe19, 22, 35
Arivonimamo01, 10, 13
Ambatolampy11, 15, 38
Moramanga03, 05, 12, 24
Fénérive Est02, 28, 31, 32
Toliara04, 07, 23, 25, 33
Ambilobe09, 16, 18
Port Bergé17, 20, 26, 30
Ampefy21, 27, 29, 34
Antsirabe06, 08, 14, 36
Paris37

FIHAONAMBEN’NY DIAKONA SY LOHOLONA :

Daty : 15 – 18 Aogositra 2023  

TOERANASYNODAMPARITANY MIOFANA
Nosy-Be09, 16, 18, 26, 30
Toamasina02, 12, 27, 28, 29, 31, 34, 38
Vatomandry03, 05, 15, 19, 24, 32
Mahajanga01, 10, 17, 20, 21, 22, 35
Manakara04, 06, 07, 14, 23, 25, 13
Morondava08, 11, 33, 36
Paris37

FIHAONAMBEN’NY SVM:

–            Daty: 9-13 Aogositra 2023

–            Toerana: Toliara, SP TOLIARA FIHAVAOZANA (SP 33)

   FIHAONAMBEN’NY SAMPATI:

–          Daty: 10-13 Aogositra 2023  

–          Toerana: Antananarivo, SP ANTANANARIVO ANDREFANA (SP 10)

FIHAONAMBEN’NY FIMPIZ:

                         – Daty: 23-27 Aogositra 2023

                         – Toerana: Mahajanga, SP BOINA VAOVAO (SP 17)

FIHAONAMBE AFF:

  • Daty: 14-17 Septambra 2023
  • Toerana: Ambanja , SP FARITANY VOALOHANY ANTSIRANANA (SP 18)

DF

Perikopa 2024

Martsa: MANORINA NY FANEKENY NY TOMPO

| | 03. Karemy III
Salamo 89.19–37 | Lioka 1.67–79 | Hebreo 8.7–13

| | 10. Karemy IV
Eksodosy 6.2–8 | Matio 3.13–17 | Galatiana 3.15–18

| | 17. Karemy V – Sampanasa SAF
Mpitsara 2.1–5 | Jaona 3.31–36 | Asan'ny Apostoly 3.22–26

| | 24. SAMPANDROFIA – Asa fifandraisana FJKM
Malakia 2.5–6 | Marka 11.1–11 | Hebreo 10.26–31

FJKM Fahazavana

S/P ANTANANARIVO ATSINANANA

MAMPITANDRINA AMIN’NY DIDINY ANDRIAMANITRA