Daty hotadidiana

FIHAONAMBEN’NY DIAKONA SY LOHOLONA :
Daty : 15 – 18 Aogositra 2023
TOERANA
SYNODAMPARITANY MIOFANA

Nosy-Be /SP 9, 16, 18, 26, 30
Toamasina /SP 02, 12, 27, 28, 29, 31, 34, 38
Vatomandry /SP 03, 05, 15, 19, 24, 32
Mahajanga /SP 01, 10, 17, 20, 21, 22, 35
Manakara /SP 04, 06, 07, 14, 23, 25, 33, 13
Morondava /SP 08, 11, 36
Paris/ SP 37

FIHAONAMBEN’NY KATEKISTA
Daty : 12- 14 Jolay 2023
TOERANA
SYNODAMPARITANY MIOFANA
Ankazobe SP19, 22, 35
Arivonimamo SP 01, 10, 13
Ambatolampy SP 11, 15, 38
Moramanga SP 03, 05, 12, 24
Fénérive Est SP 02, 28, 31, 32
Toliara SP 04, 07, 23, 25, 33
Ambilobe SP 09, 16, 18
Port Bergé SP 17, 20, 26, 30
Ampefy SP 21, 27, 29, 34
Antsirabe SP 06, 08, 14, 36
Paris SP 37

FIHAONAMBEN’NY SAMPATI:
Daty: 10-13 Aogositra 2023
Toerana: Antananarivo, SP ANTANANARIVO ANDREFANA (SP 10)

FIHAONAMBEN’NY SVM:
Daty: 9-13 Aogositra 2023
Toerana: Toliara, SP TOLIARA FIHAVAOZANA (SP 33)

FIHAONAMBEN’NY FIMPIZ:

  • Daty: 23-27 Aogositra 2023
  • Toerana: Mahajanga, SP BOINA VAOVAO (SP 17)

FIHAONAMBE AFF:
Daty: 14-17 Septambra 2023
Toerana : Ambanja SP FARITANY VOALOHANY ANTSIRANANA (SP 18)

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV