VKMM/ AFME 23

FANASANA

Ny Birao nasionalin’ny Vehivavy Kristiana Mpiara-Mivavaka dia faly manasa anareo hanatrika ny Andro Fiaraha-Mivavaky ny vehivavy eran-tany taona 2023 araka izao fandaharam-potoana izao :

  • Alakamisy 02 Marsa 2023 ao amin’ny FJKM Mandrosoa Ambohijatovo amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 3 ora sy sasany tolakandro ;
  • Zoma 03 Marsa 2023 ao amin’ny FLM Anosibe amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 3 ora sy sasany tolakandro. Amin’io andro io amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro no anarahana ny Fandaharana Andro Fiaraha-Mivavaka 2023 mitondra ny loha-hevitra hoe « Reko ny lazan’ny finoanareo » nomanin’ireo vehivavy any Taiwan.

Maniry ny fahatongavanareo maro.

Misaotra tompoko

Tél : 034 89 871 08

La Journée Mondiale de Prière
3 mars 2023

Le 3 mars 2023, les femmes de Taïwan invitent à la prière, à travers le monde. Elles s’appuient sur l’épître aux Éphésiens 1,15–19 : « Votre foi m’interpelle ! ».

La Journée Mondiale de Prière (JMP) est un mouvement œcuménique mondiale initié par des femmes chrétiennes à la fin du XIXe siècle. Il se concrétise pour une journée de prière commune chaque année, le premier vendredi de mars.

Perikopa 2025

Mey: MITARI-DALANA NY FANAHY MASINA

| | 18. Ala. IV man. Paska - Mpiasa Foibe FJKM
2Sam. 23. 1-7 | Mat. 12. 22-30 | 1 Kor. 12. 1-11

| | 25. Ala. V man. Paska - Alahady FFPM
Mik. 3. 5-8 | Jao. 16. 12-15 | 2 Kor. 3. 12-18

Jona: AN'NY TOMPO NY FAHEFANA

| | 01. Ala. VI man. Paska
2 Tan.25. 1-12 | Mat.10. 26-31 | Jak.4. 11-17