Alahadin’ny FFP 2022

Sampanasa Fikarohana sy Fandalinampinoana

FANDAHARANA IOMBONANA

25 Septambra 2022

Feon-javamaneno

Fiantsoana sy Fiderana ny Anaran’ny Tompo : Sal 111

HIRA : 23, and.1,2,3,4

Vavaka Fiderana

Fiarahabana Apostolika

Fanambarana ny Sitrapon’Andriamanitra

Mpitarika  : 2 Tim 4. 1 – 2

Besinimaro : « Sambatra ny mahitsy lalana… » (Sal. 119 .1 – 2)

HIRA : 18 and. 2,4

Fiaiken-keloka

Vavaka            

 HIRA : 408, and. 5,6

  • Fanambarana ny Teny Soa famelan-keloka
  • Mpitarika: Efe. 2. 8 – 10

Besinimaro : « Sambatra ny olona izay voavela ny helony… » (Sal. 32.1 – 2)

HIRA : 424 and. 1, 4

  • Fanekem-pinoana araka ny tenin’ireo vavolombelona (Laharana faha-4)
  • Feon-javamaneno
  • Fotoana ho an’ny Sekoly Alahady
  • Raharaham-piangonana + Famakiana ny Hafatry ny Sampanasa FFP
  • RAKITRA + HIRA : 305 na Antoko mpihira
  • Fanolorana ny Rakitra :275 and.1

HIRA : 309 and. 1, 3

  • Vavaka
  • Famakiana ny Soratra Masina :

Isa. 40. 1 – 11/ Mat. 10. 1 – 10/ Rom. 1. 13 – 17

  • Besinimaro : « Ray masina ô, manamasina anay…. »
  • HIRA : 482, and. 1,4,5
  • TORITENY
  • Vavaka fangatahana faranana amin’ny « Rainay izay any an-danitra… »
(Asa vavolombelona raha misy)
  • HIRA : 741
  • Tsodrano
  • Vavaka mangina, faranana « Amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amena »
Feon-javamaneno

HAFATRA

Ry havana,

Ho aminareo ny Fahasoavan’ny Tompo.

Am-pifaliana indray no anolorana ny fiarahabana ho antsika mpianakavin’ny finoana ato amin’ny sahan’ny FJKM amin’izao Alahady natokana ho an’ny Sampanasa Fikarohana sy Fandalinam- Pinoana (FFP) izao.

Andeha hiainga amin’ny teny fanevan’ny FJKM isika amin’izao hafatra izao manao hoe « Miorena tsara, aza miova » (1 Kor 15. 58a). Hamafisina hatrany araka izany ny tokony hahamafy orina ny finoan’ny kristiana FJKM, tsy hitsingilahila, tsy hihozongozona, tsy hivezivezy atsy sy aroa fa miorina tsara, tsy miova. Manentana indray ny Mpitandrina sy ny kristiana rehetra àry izahay mba samy hazoto handalina hatrany ny finoany amin’ny alalan’ny fandinihana sy fandalinana ny Soratra Masina miampy ireo boky samihafa izay manazava ny foto-pinoana eken’ny Protestanta Reformé sy ny FJKM. Mila mijoro tsara amin’ny finoana kristiana isika eo anoloan’ireo fampianarana samihafa izay mitombo sy miha-mahazo vahana ankehitriny ka mety hahatarika antsika hivily lalana. « Fa ianao kosa dia mahareta amin’izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao » (2 Tim 3. 14).

Toy ny mahazatra dia misy ny fandaharana iombonana izay nalefa isam-piangonana ary mirakitra izao hafatra vakina izao.

Tsy hohadinointsika koa anefa amin’ity andro ity ny fitondrantsika am-bavaka ireo asa samihafa iandraiketan’ny Sampanasa FFP, ary ny fanohanana ny fanatanterahana ireo asa amin’ny alalan’ny Rakitra sy fanomezana manokana ho an’ny Sampanasa FFP. Maneho ny fisaorana sy fankasitrahana tanteraka ho antsika rehetra amin’izany fiaraha-miasa izany sy fiheverana manokana ny FFP manoloana ny andraikitra maro samihafa sahaniny.

Fa hoy ny Soratra Masina : « FIADANANA anie ho an’ny rahalahy ary FITIAVANA mbamin’ny FINOANA avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. Ny FAHASOAVANA ho amin’izay rehetra tia an’i Jesoa Kristy Tompontsika amin’ny fitiavana tsy mety levona » (Efe. 6.23 – 24).

Mirary soa ho antsika rehetra ary manao veloma finaritra amin’ny Anaran’ny Tompo!

Ny Biraon’ny Sampanasa FFP

Ny Filoha,                                                                  Ny Tale,

RAKOTOARISAONA Joseph                                         RABEMANANTSOA Solofo Mpitandrina                                                                  Mpitandrina

IREO FIANGONANA NANAO RAKITRA HO AN’NY FFP Taona 2021-2022

SP ALAOTRA CHROME (03)

FJKM KARMELA AMBOHITRARIVO ………………………………… 34 000

SP AMBATONDRAZAKA VAOVAO (05)

FJKM ANDROMBA EDENA VAOVAO ………………………………… 16500

FJKM VOHIDIALA FINOANA ……………………………………………. 10 000

FJKM FANAVAOZANA ANDILAMENA ……………………………….. 15000

15000

SP AMORON’I MANIA AMBOSITRA
FJKM AMBOVOMBE ANIVO……………………………………………….. 2000

FJKM TSARASAOTRA ………………………………………………………. 4000

FJKM AMBOHIBARY IARY ………………………………………………… 3100

FJKM IAKARANA FINOANA…………………………………. 1000

FJKM NANANDRANA………………………………………………………… 5000

FJKM AMBALAMANANA IARY……………………………….. 1000

SP ANDRONA ATSINANANA MIARA-MIFOHA (09)

FJKM ANTSAHABE FINOANA (2022) ……………………………….. 15 000

SP ANTANANARIVO ANDREFANA (10)

FJKM KRISTY FANANTENANA ANTOHOMADINIKA…………. 201 900

FJKM AMPARIBE FAMONJENA …………………………………….. 200 000

FJKM IVOANJO FINOANA ……………………………………………… 69 100

FJKM ANOSIZATO HEBRONA ……………………………………….. 199 000

FJKM AMBALAVAO ISOTRY ………………………………………….. 145 500

FJKM AMBININTSOA FITAHIANA PARAGUAY …………………….. 7000

FJKM ANDRAMAHAVOLA VATO FEHIZORO …………………… 239 600

FJKM AMBATOMENA ……………………………………………………. 150 500

FJKM AMBAVAHADITOKANA FANILON’I KRISTY………………. 53 900

FJKM FIAKARANA FIDERANA AMBOHITRIMANJAKA ……….. 50 000

FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA……………………………….. 50 000

FJKM AMBOHIMENA FAHASOAVANA………………………………. 19 100

FJKM ANOSIPATRANA………………………………………………….. 300 000

FJKM SALEMA VAOVAO 67 ha ………………………………………… 20000

FJKM AMBOHINAMBO FIDERANA TALATAMATY………………. 30 000

FJKM ISOVIMASOANDRO FIHAVAOZANA ……………………… 100 000

FJKM MERIMANDROSO FIHAVAOZANA …………………………… 24900

SP ANTANANARIVO ATSIMO (11)

FJKM SOANANGANO VAVOLOMBELONA ……………………….. 14 200

FJKM AMBATOLOKANGA ……………………………………………….. 10 000

FJKM AMBOHIPOTSY RASALAMA…………………………………. 210 000

FJKM AMBOHIJANAKA GARA FITIAVANA……………………….. 133 300

FJKM MALAZA GILEADA……………………………………………….. 412 100

FJKM IFARIHY FAMONJENA …………………………………………. 460 100

FJKM SOANIERANA……………………………………………………….. 30 000

FJKM VONTOVORONA FANANTENANA…………………………… 93 100

FJKM SOANIERANA……………………………………………………….. 50 000

FJKM ANKADIMBAHOAKA (2022) …………………………………… 50 000

SP ANTANANARIVO ATSINANANA (12)

FJKM MANOHISOA FITIAVANA……………………………………….. 15 000

FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA………………………….. 240 000

FJKM AMBATOLAMPY FIAFERANA …………………………………. 25 000

FJKM AMBATOROKA FINOANA …………………………………….. 142 800

FJKM ANOSIVATO KANANA ………………………………………………. 8000

FJKM AMBOHIBATO ……………………………………………………….. 97300

FJKM MANDROSEZA ……………………………………………………. 50 000

FJKM AMBOHIMIANDRA……………………………………………….. 150 000

FJKM AMBOHIPENO FAMONJENA………………………………….. 15 000

FJKM AMPOMANJAKA FAHASOAVANA……………………………. 54 800

FJKM ANDRAISORO KRISTY FEHIZORO………………………… 40 000

FJKM AMBAVAHADIMITAFO …………………………………………… 50 000

FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA………………………… 60 000

FJKM TRANOVATO FARAVOHITRA………………………………… 529 500

FJKM BETSIZARAINA FINOANA………………………………………. 10 000

FJKM ANKADIVAVALA FEHIZORO ……………………………………… 9600

SP ARIVONIMAMO VAOVAO (13)

FJKM MIADANIMERINA ………………………………………………….. 14 200

FJKM ZIONA FAMONJENA IMERINTSIATOSIKA ……………… 264 300

FJKM AMPAMOA FILADELFIA ……………………………………………. 9000

SP ATSIMON’IARIVO MIRAY (15)

FJKM AMPANGABE FAMONJENA……………………………………. 32 900

FJKM AMBOHIBOLOLONA…………………………………………………. 9500

FJKM MAHITSITADY ……………………………………………………….. 11400

FJKM AMBONIRIANA ……………………………………………………… 11 200

FJKM FILADELFIA ANDRANOMIDITRA……………………………… 15900

FJKM FILADELFIA FAMONJENA AMBATOFAHAVALO ………… 13800

SP IARIVO AVARADRANO (19)

FJKM AVARATSENA FANANTENANA……………………………….. 27 100

FJKM MAMORIARIVO FITIAVANA ……………………………………. 38 000

FJKM ANTANIMENAANDREFANA………………………………….. 100 000

FJKM AMBOHITRANDRIAMANJAKA VAVOLOMBELONA …… 21 900

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA …………………………. 100 000

SP BEMARAHA (21)

FJKM BETELA VAOVAO MAINTIRANO ……………………………… 81000

SP MANANARA FIRAISANA (22)

FJKM AMBOHIMANATRIKA FIHAVAOZANA…………………………. 3000

FJKM TSARASAOTRA FAHAZAVANA……………………………….. 29 200

FJKM ANOSY FITIAVANA………………………………………………… 42 000

FJKM ANTOBY FITAHIANA ……………………………………………… 23 000

FJKM ANTOKONANA FIFANKATIAVANA (2021)…………………. 15 600

FJKM ANTOKONANA FIFANKATIAVANA (2022)…………………. 13 800

FJKM AMBOHIMANARIVO FIOMBONANA…………………………… 6300

FJKM MASAKALINA FITIAVANA……………………………………….. 10 000

FJKM MANAMPISOA FIDERANA (2019-2020-2021) …………… 15 000

SP MANGORO MORAMANGA (24)

FJKM ANALATSARA BETELA ………………………………………….. 13 900

FJKM ANJIRO FANANTENANA…………………………………………. 24000

SP MIARINARIVO FAHAZAVANA (27)

FJKM SANGANORO FAHAZAVANA…………………………………… 23200

FJKM ANKOTRABE …………………………………………………………… 4300

FJKM   AMBOHIMIRARY FAHARETANA……………………………….. 6100

SP MIRAY FARITRA ANTONGIL…………………………………………….(28)

FJKM AMBODIMANGA……………………………………………………. 30 000

SP TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA (31)

FJKM PENIELA BRICKAVILLE …………………………………………. 30 000

SP VONIZONGO VAVOLOMBELONA (35)

FJKM ANKAZOBE FANDRESENA……………………………………… 65000

FJKM MANJAKATOMPO ……………………………………………………. 8800

FJKM MANJAKATOMPO ……………………………………………………. 8800

SP AMBATOLAMPY ATSINANAN’ANKARATRA FAHAZAVANA (38)

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV