Alahadin’ny S.DORKASY 2022

FANDAHARANA IOMBONANA

10 APRILY 2022

Fiderana : Salamo 15

Hira 151 « Miakara, miakara »

Vavaka

SA-Isaia 43.5-9

Hira 310 .2 « Mandehana mba hitarika ny jamba »

Vavaka fifonana : Ezra 9.6-15

Hira 138.1 « Ty no andro maharavo »

Famelankeloka : Isaia 50.7-9

Hira 642.2 « Raha miady mafy aho »

Fanekempinoana Laharana 2

Raharaham-piangonana

Rakitra : Hira STK sy 171

Dimy minitra: Hira 779.1

Hira 216.3 « Ny Teninao izay tokinay »

Vakiteny

Hira 163.1 « He Jesosy tokintsika »

TORITENY

Vavaka fangatahana

Hira 643 « O ! mandrosoa! »

TSODRANO

Trinite masina

Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra . Amena

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV