FILAZANA
FARA-FISORATANA ANARANA
Noho ny hamehana ara-pahasalamana misy eto amin’ny firenena dia hihemotra toy izao ny fara-fisoratana anarana amin’ireto fanadinam-panjakana manaraka ireto :
CEPE-BEPC / Fara-fisoratana anarana 15 MEY 2020
CAP-BEP-CFA / Fara-fisoratana anarana 29 MEY 2020