Site web isam-pitandremana

Fiantsoana

Ny Asa FIfandraisana sy FAmpahalalamBaovao FJKM  (AFIFAB) dia miantso ny Fitandremana tsy ankanavaka  ato anatin’ny sahan’ny FJKM  izay maniry  hanokatra TRANOKALAMPIFANDRAISANA na SITE WEB fa hisy ny fampihaonana antsika rehetra voalohany ,ao amin’ny efitrano malalaky ny Foibe FJKM ny Zoma 24 Janoary  2020, manomboka amin’ny 8ora maraina ka hatramin’ny 12 ora .

Hisy fanofanana ho an’ny olona hiandraikitra izany aoriana kely .Tena ilaina ny fanehoam-pahavononana ka ataovy an-taratasy izany miaraka amin’ny saram-panofanana 100 000 ariary izay arotsaka eo am-pisoratana anarana ,Porte 602 ,Rihana faha-6.

Tena mirary ny sarany isan-taona koa mamporisika antsika rehetra hiroso ho amin’ ny fananganana SITE WEB indrindra ho an’ izay mbola tsy manana izany.

Mirary ny fiadanan’ny Tompo ho amintsika rehetra.  

SITE WEB / FJKM

Perikopa 2025

Jolay: OLOMBOAANTSO NY MPINO

| | 20. Ala. V man. Trinite - S. Fivondronana Laika
Amo. 7. 10-15 | Mar. 10. 46-52 | Gal. 1. 11-17

| | 27. Ala. VI man. Trinite - TPM sy IFRP
Jer. 1. 4-10 | Mar. 3. 13-19 | Rom. 1. 1-7

Aogositra: MIFAMPAHERY NY MPINO

| | 03. Ala. VII man. Trinite
2 Sam. 10. 9-14 | Jao. 14. 1-7 | Efe. 6. 10-13

| | 10. Ala. VIII man. Trinite - KFTM
Dan. 10. 18-11.1 | Lio. 22. 24-34 | Jak. 5. 7-11

FJKM Fahazavana

ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina