SAMPATI FOIBE/ KP

FANOFANANA KOMITIM-PIVONDRONANA

Daty : 20-21 SEPTAMBRA 2019

Toerana : FJKM ATSIMON’I MAHAMASINA

Vina : SAMPATI FJKM, Hetsi-panabeazana ho fampandrosoana ny Fiangonana sy Firenena

Tanjona : Komitim-pivondronana SAMPATI mahafantatra sy mahay ny andraikiny amin’ny maha mpitantana sy mpitarika azy ka afaka manatanteraka izany ho amin’ny fampandrosoana ny SAMPATI FJKM : Fitandremana- Synodamparitany- Foibe.

KOMITIM-PIVONDRONANA

  • Mahay mitantana olona sy ekipa
  • mahay mitantana vola, fitaovana, asa, olana….
  • mahafantatra ny fikambanana sy ny mpikambana rehetra
  • mahafantatra ny maha FJKM sy ny maha SAMPATI FJKM
  • mahafantatra ny andraikitra eo anivon’ny Fivondronana
  • mahafantatra ireo adidy andrasana aminy sy ny fomba fitadiavam-bola
  • mahafantatra ny maha-zava-dehibe ny fiainam-panahy (tenany sy ny sampana)

KARAKARA

TETK’ORA ZOMA 20 SEPTAMBRA 2019 SABOTSY 21 SEPT 2019
7h-8h Fandraharahana: (Badge, boky fiofanana, ) Fandaminana samihafa
8h-9h Culte :Fanombohana :Perikopa : Lio.12, 35-40 Culte : Perikopa : Mat.5,13-16  
9h-10h Fampianarana I : FANTARO : SAMPATI FJKM (Sampana sy Fikambanana) (Tonia sy Akomba Mazoto) Fampianarana 4: NY FAHAIZA-MITARIKA (Tonia syVorompotsy Mijoro)
10-11h
11-12h Fampianarana 2 : Zon’nyAnkizy (Vorompotsy Mijoro) Fampianarana 5 : Ny andraikitry ny KP (Filoha sy Past Hanitra)
12-13h SAKAFO – FIALAN-TSASATRA
13-14h
14
-15h
Fampianarana 3:Fandraharahana :Adidy sy fandrafetana soritrasa(Vonenina Milofo) MAMY NY MODY
15-16h

FAMPITAOVANA sy FANDAMINANA

– Vidin’ny boky fiofanana sy Badge : 6000 Ar

– Mamelotena ny mpiofana rehetra (sakafo sy toeram-pilasiana)

Perikopa

Septambra: Manompoa ny Tompo amin'ny fahamasinana

| | 22. Ala.XVIman .Trinite-Sampanasa FFP
1 Tant 28.9-10 /Jao 15.1-8 /Rom 12.1-2

| | 29. Ala.XVII man.Trinite
Eze 20.39-44 /Mat 26.6-13 /Heb 12.25-29

Oktobra: Maniria ny haminany

| | 06. Ala.XVIII.Trinite
Nom 11.23-27/Lio 7.36-50/1Kor 14.1-6

| | 13. Ala. XIX man.Trin-Radio Protestanta FFPM
1 Sam19.19-24/Jao 11.47-53/Apo11.1-6

FJKM Fahazavana

TORITENY : EKSODOSY 12.15-17