VKMM Anta.Reniv / 20 Taona

FANASANA

VEHIVAVY KRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA

Fifaliana ho an’ny VKMM ny manasa anareo hiombom-bavaka ny Zoma 12 Jolay 2019 manomboka amin’ny 2 ora sy sasany , ao amin’ny AUMONERIE PROTESTANTA HJRA Ampefiloha .izany dia tafiditra ao anatin’ny Kongresin’ny VKMM eto Madagasikara .

« Mivavaha ka aza mitsahatra » (1 Tesaloniana 5.17)

Perikopa 2025

Jolay: OLOMBOAANTSO NY MPINO

| | 13. Ala. IV man. Trinite - S. Tanora Kristiana
1 Sam. 3. 1-9 | Mat. 15. 32-39 | 1 Kor. 1. 18-25

| | 20. Ala. V man. Trinite - S. Fivondronana Laika
Amo. 7. 10-15 | Mar. 10. 46-52 | Gal. 1. 11-17

| | 27. Ala. VI man. Trinite - TPM sy IFRP
Jer. 1. 4-10 | Mar. 3. 13-19 | Rom. 1. 1-7

Aogositra: MIFAMPAHERY NY MPINO

| | 03. Ala. VII man. Trinite
2 Sam. 10. 9-14 | Jao. 14. 1-7 | Efe. 6. 10-13

FJKM Fahazavana

ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina