SP 37 /SAMPATI Montrouge

SAMPATI FOIBE FJKM

« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12,35

MITSANGANA NY SAMPANA MPANAZAVA SY TILY FJKM MONTROUGE PARIS (SAMPATI

                                          Isaorana nyTompo fa tanteraka soamatsara ny fitsanganan’ny SAMPATI FJKM Montrouge Paris, ao amin’ny Synodamparitany Vatofehizoro ampitandranomasina (SP.37). Isaorana ireo mpitarika sy mpanentana rehetra tany an-toerana ka tsy nanao ambanin-javatra fa manao ho zava-dehibe ny fanabeazana izay fototra sy loharanon’ny ho avy. Isaorana araka izany koa ny Mpitandrina any an-toerana. Ny SAMPATI FOIBE kosa dia mampahery azy ireo handroso hatrany ; ary miarahaba manokana ireo birao voafidy hitantana izany any an-toerana. Indro atolotra antsika manaraka eto ireo Birao :

Anarana sy  fanampiny Andraikitra
ANDRIANAVALONA Ionitiana Stephane (LasangaMietry) Président
RAMAHADISON Miora Holilalaina Vice-présidente
RAKOTOMIAMINA Tsiriniaina Saraha Miangaly Secrétaire PV
RALAMBOSOA Fifaliana Soatiana Secrétaire financière
RANDRIANTSEVA Lalaina Yvette (izaho) Trésorière
RATSIMATAHOMANANA Ny Heja Finaritra Conseiller
RABETSIMIALONA Maminiaina Abel (Savatry Milamina) Conseiller
RANDRIANARISOA Nelly Tsiory Mampionona Conseillère

Ho an’nyTompo irery ny Voninahitra

R. Jean Jacques Séraphin Jhons, Mpitandrina

TONIA SAMPATI FOIBE

Perikopa

Septambra: Manompoa ny Tompo amin'ny fahamasinana

| | 22. Ala.XVIman .Trinite-Sampanasa FFP
1 Tant 28.9-10 /Jao 15.1-8 /Rom 12.1-2

| | 29. Ala.XVII man.Trinite
Eze 20.39-44 /Mat 26.6-13 /Heb 12.25-29

Oktobra: Maniria ny haminany

| | 06. Ala.XVIII.Trinite
Nom 11.23-27/Lio 7.36-50/1Kor 14.1-6

| | 13. Ala. XIX man.Trin-Radio Protestanta FFPM
1 Sam19.19-24/Jao 11.47-53/Apo11.1-6

FJKM Fahazavana

TORITENY : EKSODOSY 12.15-17