STK / Fanokafana ny Taompiasana 2019.


HAFATRA

Ho fiomanantsika STK FJKM @’ Fanompoampivavahana Fanokafana ny Taompiasana Alahady 20 Janoary 2019  ,dia ireto ireo HIRA ataontsika @io fotoana io, ka dia anjaran’ny STK isam-pitandremana no manao izay hahaizana ireo fa ny répétition générale dia ny sabotsy 19 janoary maraina no hanaovantsika azy, mbola omena ihany koa ny ora fa aoka isika hiomana hatrany @io fotoana io ( Ny antony dia mbola eo am-pandaminana ny toerana sy ny fanamafiasam-peo ny tomponandraikitra isan-tsokajiny
 
Miangavy izahay ny hanaparitahana faran’izay haingana ireto hira ireto, hiezaka ihany koa izahay ny handefa mail tsikelikely ny scan’nizany solfa izany
 
– Hira FFPM: 171 / 356 / 734 / 763
– ANTEMA 5 / 16
– Hira FF 45 / 65 ( Salamo 145: feony faharoa)
– Hira faneva STK : Fianarana ho an’ny mino
– Hira Faneva STK faha 40t: Mitafia ny mazava
– Haleloia ( Haendel)
– Lavitra akaiky ( AMAF)
– O! ry Fireneko ( Ndratoson G.)
– Indro ny Famonjena ( AMAF)
– Matoky anao ( Hosana Ambohijatovo)
– Izy ( Anjomara Anosivavaka)
– Nosy tanindrazako ( Ludger Andrianjaka)
 
Koa ny solfa dia efa azo alaina aty amin’ny Foibe STK Varavarana 511 manomboka ny zoma 11 janoary

Ny Tonia STK/FOIBE FJKM

Perikopa

Jona: Meteza hofenoina ny Fanahy Masina

| | 30. Alah II man Trinite
Isa 59.17-21/ Mar 13. 1-11 / Rom 8.5-11

Jolay: Manatrika ny mino ny Tompo

| | 07. Alah.IIIman. Trinite
Eks 33.7-11/Jao14.15-21/Apo.22.1-5

| | 14. Alah.IV man.Trinite /STK-FJKM
Zak 8.1-8/Mat 18.18-20/Efe 1.1-14

| | 21. Ala.V manTrinite /SFL-FJKM
2Tant 6.1-6 /Mar6.47-56/ 1 Kor 14.23-25