50T FJKM sy 200T LMS / Rakimpeo sy Sary

TAHIRY SY FAHATSIAROVANA 

Efa mivoaka ny raki-tsary DVD mirakitra ny fanompoam-pivavahana fankalazana an’ Andriamanitra noho ny ivon-Jobily faha 200 taonan’ny LMS sy ny faha-50 taonan’ny FJKM, ivon-jobily izay notontosaina tany Toamasina ny 13 -20 Aogositra 2018 .

Azonao vidiana amin’ny vidiny 15 000 Ar ny raki- tsary 02.
Manatona ny AFIFAB-FJKM na ny FIFANDRAISANA FJKM ao amin’ ny Foibe FJKM Analakely Rihana faha-6, varavarana 603 sy ny 606 raha te-hividy izany ianao.

Raha mila fanazavana, antsoy ny: 034 17 460 53 / 034 81 244 34. 
Raha any ivelany ianao te-hanafatra izany: afifabfjkm@gmail.com

Perikopa

Mey: Manàna fahamarinana eo anatrehan''ny Tompo

| | 26. Ala V man Paska- Alahadin'ny FFPM
Joba 1.1-5 / Mat 5. 17-20 / Rom 6.8-14

| | 30. Andro Niakarana
Sal 11.1-7 / Lio 24.50-53 / Kol 3.1-11

Jona: Meteza hofenoina ny Fanahy Masina

| | 02. Alah VI man. PASKA
Sal 143.7-10 / Lio 2.25-32 / 1 Kor 6.12-20

| | 09. PENTEKOSTA / Sekoly FJKM
2 Tant 20.14-17 / Mar 3.20-30 / Asa 2.1-13

FJKM Fahazavana

Toriteny Mpitandrina Zarazaka Jean Louis

ZARAZAKA Jean Louis, Mpitandrina ,
Mahamasina / 20 01 2019