07. Alah.XVIII manaraka ny Trinite
Sal 66.8-12/ Mat 12.14-21/ 2 Tim 3.10-17
Sal 66.8-12/ Mat 12.14-21/ 2 Tim 3.10-17
Sahia manohitra ny kolikoly
Matio 13.36-43
Misy farany ny zavatra atao rehetra . Ambarany amintsika anio fa:
1-Miara-monina ny olona rehetra eto an-tany
Na iza na iza olona , na inona na inona mombamomba azy , izany hoe: ny toe-pony , toe-panahiny na mivavaka izy na tsia na ahoana mety ho toetrany dia hita mifanerasera eto ambonin’ny tany eto avokoa.Nahoana no fanoharana momba ny tsiparifary no nanehoana ity fanoharana ity fa tsy natao hoe: momba ny voa tsara na hafa? Satria tena zavatra misy ety ambonin’ny tany no zavatra voalaza ato . Tokony hiomanantsika , tsy tokony atao mahakivy sy mahavery fanantenana ny fisian’ny zava-dratsy eto ambonin’ny tany fa izany no ety . I Jesoa izao raha mivavaka ho an’ny mpianany (ny mpanara-dia Azy ao amin’ny Jao 17.15) dia nivavaka ,tsy ny hampiala azy eto amin’izao tontolo izao akory fa ny hiaro azy amin ‘ ny ratsy kosa. Na izany aza ,
2-Hiavaka ny olon’ Andriamanitra
Voalazan’ny and 41-43 fa na dia niara-niaina teto ambonin’ny tany ihany aza ny tsara sy ny ratsy dia tsy hitovy velively akory izay havalin’ Andriamanitra azy rehefa tonga ny farany . Ny ratsy izay noharina tamin’ny tsiparifary dia hangonina ho any amin’ny afobe fa ny marina kosa ,oharina amin’ny voa tsara dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny masoandro any amin’ny fanjakan’ny Ray. Jereo (Dan 12.3). Koa aza ketraka amin’ny fanarahan-dia ny Tompo fa hisy valiny lehibe ho anao izany any am-parany satria izao no voalaza hoe: tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo .
Fanontaniana:
Ahoana ny ataonao raha mahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy ianao?
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Sahia manohitra ny kolikoly
Hebreo 13.1-6
« Aoka haharitra ny fitiavana ny Rahalahy » (and1)
Manao ahoana ary izany fitiavana ny Rahalahy na ny mpiara-mivavaka izany ?
1-Ampiantranoy ny vahiny
Vahiny eto ny olona avy any amin’ny toerana niaviany mandeha any amin’ny tsy azy, ka tsy manan-kialofana. Tsy maintsy ampiantranoina izy ireny . Ny vahiny ambaran’ny Soratra masina tamin’izany dia ireo mpitory ny Filazantsara mandeha an-tany lavitra tsy mbola fantany .
2-Afaho ny voagadra
Migadra indrindra no tiana ambara amin’ny hoe: mifatotra eto. Ny olona manam-pitiavana dia tsy manenji-dresy fotsiny fa manampy hatrany ireo voagadra amin’ny endrika sy fomba maro samihafa .
3-Hamafiso orina ny tokantrano
Maro ny antony mahapotika ny fanambadiana, na ny tokantrano. Ny tsy fisian’ny fitiavana ampy hampifankatia ny mpivady no anton’izany .Voalaza eto hoe: fijangajangana sy fakana vadin’olona no lasa fanaon’ny sasany . Tsy mampateza ary manimba fanambadiana izany .Hamafiso ny fitiavana. Mety hiteny iska hoe:tsy fitiavam-bady no resaka eto fa fitiava-namana , nefa fantaro fa antsoina hoe : namana ny vady amin’ny faritra sasany eto amintsika .
4-Aza atakalo vola ny fitiavana
Mila vola sy mampiasa vola avokoa ny olona rehetra , na ny mpino sy ny fiangonana aza. I Paoly dia miteny hoe: fototry ny ratsy rehetra ny fitiavam-bola (1 Tim 6.10) .Koa aoka tsy ho ny fitiavam-bola no hibaiko ny olona fa ny fifankatiavana izay manam-pitiavana kosa dia afaka mandefitra amin’ny zavatra rehetra izay ho an’ny tenany .
Fanontaniana:
Ahoana ny fanatanterahanao izany fitiava-namana izany ?
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Sahia manohitra ny kolikoly
Lioka 20.19-26
Ny ratsy tsy kely làlana , hoy ny fitenintsika ka anjarantsika ny mitandrina tsy ho tafalatsaka ao anatin’ny velam-pandriny .Noho izany ,andeha hianatra amin’i Jesoa .
1-Mailo eo anatrehan’ny fanasoasoana (and19-22)
Tsy mba faharesen-dahatra no nitarika ireto mpitsikilo hilaza fa mpampianatra marina tsy mizaha-tavan’olona i Jesoa . Fanasoasoana mba hahatafalatsaka an’i Jesoa ao anaty velam-pandriky ny mpanora-dalàna sy ny mpisorona no nataon’izy ireo . Ny tanjona dia ny ahafahana miampanga Azy. Misy tokoa ireo mody manasoaso kanefa manana tanjona hafa tiana hotratrarina . Fomba fiadian’ny fahavalo ny toy izany ka mila mailo isika .
2-Mailo amin’ny famandrihana (and23-26)
Niala maina ny fahavalo satria mailo teo anatrehan’ny velam-pandrika i Jesoa . Tsy misy azo natao taminy satria marina ny porofo teny an-tànany sy ny fanamarihana nataony . Misy ny te-handroboka antsika ao anatin’ny fahadisoana dia mody manasoaso sy mandambolambo .Misy koa ny mamelatra velam-pandrika.Mila mailo tahaka an’i Jesoa isika eo anatrehan’ny velam-pandrik’ilay ratsy.Mampianatra antsika koa ny Tompo mba hanao asa sy hanome araka izay manandrify ny tsirairay .
Fanontaniana:
Inona no lesona azo tsoahina avy amin’izay nataon’i Jesoa eto ho fanoherana ny kolikoly ?
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM
1-Hotanterahina ny Sabotsy 15 Septambra 2018 ny Jobily faha-25 Taona maha-Mpitandrina sy ny faha-10 Taona fiaraha-miasan’
ny Mpitandrina RAKOTOMALALA Hanta sy
ny Fitandremana AMBOHIMAHITSY Malala (SP 11).
Koa antsoina isika mpianakavin’ny finoana , ireo tapaka sy namana ho tonga hanome voninahitra an’ Andriamanitra any an-toerana . Hanomboka amin’ny 9ora sy sasany ny fotoana .
2-Hankalaza an’ Andriamanitra isam-pitandremana ny vahoaka kristiana ao anatin’ny ny SP Antananarivo Atsimo, noho ny
faha- 50 Taonan’ny FJKM sy
ny faha- 200Taonan’ny LMS ,
ny Alahady 16 Septambra 2018 ho avy izao . Ny Rakitra voavory dia hoentina any amin’ny Fivoriambe SP 11, izay hatao ao amin’ny FJKM AMBOHIPOTSY RASALAMA MARITIORA ny Sabotsy 29 Septambra 2018 , ho fandraisantsika anjara amin’ny fanorenana ny Tsangambaton-jobily : fanorenana ny tranobe Toerampanomanana Mpitandrina eny Ivato . Samia mifanentana,fa ny tao-trano tsy efan’ny irery .Koa izay rehetra ataonao dia ataovy amin’ny fitiavana .Ho voninahitr’ Andriamanitra .
FIHAONAMBEN’NY ZANAKY
NY MPITANDRINA 2018.
Hotanterahina ny 26,27,28 Septambra 2018 ny FIHAONAMBE VOALOHANY ho an’ny ny Zanaky ny Mpitandrina FJKM manerana ny sahan’ny FJKM .
Ny fanokafana dia ny Alarobia 26 Septambra 2018 , manomboka amin’ny 8 ora maraina , ao amin’ny Sehatra Antsahamanitra Antananarivo.
Asaina amin’izany avokoa ny zanaky ny Mpitandrina mbola amperinasa , ny zanak’ireo Mpitandrina efa misotro ronono , ny zanaky ny Mpitandrina efa nodimandry anatin’ny fe-potoana 14 TAONA no ho miakatra .
Ny fahatongavana dia miankina amin’ny fandaminan’ny tsirairay fa tsy misy ny fandaminana manokana . Ny 25 Septambra 2018 no fandraisam-bahiny ao Antsahamanitra fanomezana ny andinindiny mahakasika ny Fihaonambe . Ho an’ireo tsy manan-kovantanina dia aoka hampilaza mialohan’ny 15 Septambra 2018 , hijerena izay azo atao .
Hisy ny fiofanana ara-tSoratra masina , Takalo sehatra avy amin’ny isan-tSynodamparitany , fifampizarana samihafa, fijoroana ho vavolombelona ataon’ny zanaky ny Mpitandrina amin’ny sehatra samihafa .
Ento am-bavaka izany Fihaonambe izany hitondra fampandrosoana amin’ny asan’ Andriamanitra .
» Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako« 3 Jaona 1 : 4
Sahia manohitra ny kolikoly
Salamo 15.1-5
1-Ireo izay masin-toetra
Tsy misy tsiny sy mahitsy ary marina Andriamanitra . Isan’ny toetra mampiavaka Azy ireo ka ilazana fa masina Andriamanitra . Takiany koa ny hitafian’ireo zay mivavaka Aminy ireo toetra ireo (and1) . Ny fanekentsika ny fitarihan’ny Fanahy masina no ananantsika ireo toetra ireo . Afaka ny hanohitra rahateo izay tsy mandeha tsy misy tsiny sy mahitsy ary mijoro amin’ny fahamarinana.
2-Ireo izay marina amin’ny fifandraisany amin’ny hafa
Mba hahatsara ny fifandraisana amin’ny hafa dia halavirina ny fanendrikendrehana , ny fikasana hanisy ratsy ny namana sy ny fanbalam-baraka ary ny fisakaizana tsy mba marina(and3-4a). I Jesoa rahateo dia nampianatra antsika ho tia ny namantsika tahaka ny tenantsika . Raha marina ny fifandraisantsika amin’ny hafa dia tsy ho sahintsika ny hanao kolikoly.
3-Ireo izay marina amin’ny ataony
Sahia manao fianianana hanohitra ny kolikoly , ka aza mivadika amin’ny teny nomena (and 4b)) . Fadio ny fitiavambola tafahoatra fa fototry ny ratsy rehetra izany ka mety hahatafalatsaka amin’ny fanaovana kolikoly (and5) . Izay manao ny marina sy marina amin’ny ataony no mahatohitra ny kolikoly .
Fanontaniana:
Nahoana no misy tsy mahatana ny teny nomeny ny olona ?
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM
1800-1875
Protestant
Madagascar , Afrique Du Sud
L’œuvre de Cameron domine Tananarive, car c’est lui qui a habillé de pierre le Palais de la Reine, alors simplement en bois, et lui a donné son aspect actuel. A l’extrémité nord de cette même colline, un autre édifice, l’église commémorative des Martyrs de Faravohitra, montre mieux qu’il était missionnaire. Un proverbe malgache fut même composé en son honneur: “La suite au prochain numéro comme les articles de M. Cameron sur l’astronomie,” faisant allusion à ce qu’il écrivait dans la gazette mensuelle de l’époque.
Cameron était écossais et était né à Little Dunkeld, le 6 janvier 1800. Il était surtout menuisier et c’est en tant que tel qu’il fut recruté par la London Missionary Society (LMS, Société missionnaire de Londres) comme artisan-missionnaire. Mais il était évidemment capable de faire bien d’autres choses et on l’envoya étudier la filature et le tissage du coton à Manchester, afin qu’il puisse aider un collègue que la LMS devait envoyer à Madagascar pour un projet de cet ordre. Cameron débarqua à Madagascar en 1826, avec un groupe de jeunes missionnaires. Il aida donc son collègue filateur, mais ce projet fut très rapidement abandonné. Le génie de Cameron était d’utiliser les ressources locales. Par exemple, il montra la façon de fabriquer de bonnes briques, il trouva le moyen de fabriquer du soufre. Il réussit même à satisfaire une demande inattendue de la Reine.
Ranavalona 1ère, païenne pieuse, était irritée par l’action spirituelle des missionnaires qui sapait et ébranlait l’ordre social d’alors. Elle leur fit donc suggérer de rentrer dans leur pays “de peur que leurs parents ne s’ennuient d’eux.” Ceux-ci remercièrent la Reine de son attention mais lui firent savoir qu’ils étaient venus pour enseigner bien des choses nouvelles à son peuple: le grec, l’hébreu … La Reine leur fit dire que ces langues mortes n’avaient pour son peuple aucun intérêt, mais qu’elle préfèrerait de beaucoup du savon … Deux semaines plus tard, Cameron lui fit présenter une barre de savon “acceptable.” Ce succès, remporté avec des produits du crû, eut de profondes conséquences–et pas seulement pour des raisons d’hygiène–car les missionnaires obtinrent un répit de quelques précieuses années avant d’être expulsés. Ils purent ainsi achever la traduction et l’impression de la Bible.
Son ingéniosité avait déjà été inestimable quand il avait su assembler et mettre en route la première presse d’imprimerie: l’artisan-imprimeur envoyé par la LMS était mort dès son arrivée et n’avait même pas pu déballer sa machine. Parmi les premiers travaux sortis de cette presse figure un opuscule de 32 pages de Cameron donnant les principes de la gravitation (1832). Par la suite, il publia d’autres brochures en malgache sur la géométrie, les poids et mesures.
En 1831, Cameron avait la charge de 600 apprentis. Il construisit une chapelle à Ambatonakanga pour l’une des deux premières églises (de Tananarive) nées de l’action de la LMS. Un autre travail important fut de creuser le lac Anosy et son canal d’arrivée d’eau, élément d’un grand projet concernant une poudrière, conçu par Chick qui l’aida à le réaliser.
L’action missionnaire et la situation des chrétiens malgaches devinrent de plus en plus critiques. Chick et Cameron se virent offrir par la Reine un contrat de travail, à condition qu’ils s’abstiennent de toute activité religieuse. Or, ils n’étaient pas venus pour promouvoir le progrès matériel mais comme missionnaires du Christ et ils s’intéressaient d’abord aux gens. Ils refusèrent donc et se retirèrent avec quelques autres missionnaires en 1835 et s’installèrent au Cap (Afrique du Sud).
Pendant 37 ans, Cameron exerça ses talents à Capetown, par exemple comme géomètre-arpenteur et comme entrepreneur de bâtiments. Pendant quelques temps, il fut agent-voyer de la ville. Quoique à cause de cela il eût démissionné de la LMS, il restait en relation étroite avec elle. Il continuait également à s’intéresser à la Grande Ile et se tenait au courant de ce qui s’y passait grâce aux lettres que des amis malgaches s’efforçaient de lui faire parvenir. Il retourna en 1853 à Tamatave avec Maingeot pour payer de la part de l’île Maurice l’indemnité réclamée par Ranavalona à la suite de l’attaque navale franco-anglaise contre Tamatave en 1845. Depuis cette date les relations économiques étaient à peu près inexistantes et les commerçants de Port-Louis souhaitaient reprendre le trafic.
Le travail missionnaire put recommencer en 1862. W. Ellis forma le projet de construire à Tananarive un certain nombre d’églises en pierre pour commémorer les martyrs malgaches morts pour leur foi durant les trente années précédentes. Des dispositions furent prises à Londres pour l’engagement de l’architecte Sibree. Ellis demanda à Cameron, qui était toujours au Cap, de se joindre à lui. Il y eut quelques confusions dans les instructions données, ce qui n’empêcha pas Cameron de prendre une part importante au projet, en particulier pour les églises d’Ambatonakanga et de Faravohitra. Il construisit aussi un dispensaire à Analakely (Tananarive), de nombreuses églises de campagne et quelques maisons pour les missionnaires et, sur un programme spécial, il bâtit en pierre l’extérieur du Palais en bois, comme nous l’avons dit. C’est lui aussi qui fit les plans du plus petit des bâtiments royaux construits dans l’enceinte du Palais et connu sous le nom de Manampisoa, souvent traduit par “surcroît de beauté.”
Cameron s’intéressait à beaucoup de choses, mais sa principale marotte était l’astronomie. Comme le disait un de ses collègues: “En somme, … l’almanach … ne dépendait que de lui seul… “ Quand un passage de la planète Vénus était visible de Tananarive, il faisait des observations et des calculs qu’il communiquait à l’astronome de l’Observatoire royal du Cap. Il était aussi un bon géomètre-arpenteur et c’est lui, probablement, qui dressa le premier plan de Tananarive, publié dans l’histoire, (History) d’Ellis en 1838, plan revu pour le Madagascar revisited du même auteur en 1867.
Quand une délégation de la LMS vint en 1875 visiter Madagascar, Cameron fut de ceux qui l’accompagnèrent à Fianarantsoa. Mais il avait alors 75 ans et ce voyage l’épuisa. Il mourut à Tananarive le 3 octobre 1875.
Bien que sa vie soit passablement différente de celle de Jean Laborde, ces deux hommes avaient bien des points communs. Cameron ne fut pas aussi longtemps que Laborde à Tananarive, mais pour le temps qu’il y est resté, ses réussites techniques sont assez comparables. Pendant ses longues années passées à Capetown, Madagascar resta son intérêt majeur. Il faut souligner aussi qu’il tenait à ne pas laisser derrière lui que des pierres mais des hommes formés et si possible transformés. Il passa ses derniers jours à mettre par écrit les leçons bibliques qu’il avait données pour qu’elles puissent être imprimées. Son épitaphe porte ces mots: “Un ami fidèle du Gouvernement et du Peuple Malgaches.”
Bibliographie
Voir:
Cet article, réimprîmé ici avec permission, est tiré d’Hommes et Destins: Dictionnaire biographique d’Outre-Mer, tome 3, publié en 1977 par l’Académie des Sciences d’Outre-Mer (15, rue la Pérouse, 75116 Paris, France). Tous droits réservés.
1847-1907 Madagascar
protestant
Richard Baron a passé 32 ans à Madagascar en tant que missionnaire au LMS (London Missionary Society). Durant cette période, il a acquis une réputation scientifique bien méritée dans les domaines de la botanique et de la géologie à Madagascar, devenant l’un des experts les plus compétents de chaque domaine à cette époque.
Baron est né le 8 septembre 1847 à Kendal, en Angleterre. Pendant qu’il se préparait au ministère pastoral dans l’Église congrégationaliste, il a assisté à des conférences données dans son séminaire par un conférencier invité nommé William Ellis. Ellis a raconté avec enthousiasme comment le peuple malgache embrassait le christianisme après la conversion de leur reine Ranavalona II et de son premier ministre Rainilaiarivony. Pour cette raison, et en réponse à un appel d’Ellis, Baron s’est porté volontaire pour aller à Madagascar. Il partit pour Madagascar en 1872 et commença à travailler dans la province centrale d’Imerina. En 1878, il a été envoyé à Fianarantsoa pour quelque temps et il est retourné à Antananarivo en 1880. Il est resté là pour le reste de sa carrière et a été chargé d’Ambohidratrimo, d’Amparibe et d’autres districts près de la capitale.
Indépendamment du ministère régulier qu’il exerçait dans les églises et les écoles dont il avait la charge, il écrivit d’importants commentaires sur divers livres de la Bible, composa des cantiques et rédigea un recueil de cantiques. Il pouvait parler malagasy exceptionnellement bien et sans accent étranger, et ses amis malgaches ont dit qu’il pouvait facilement être confondu avec un locuteur natif à cet égard. Il est fort probable que parmi tous les missionnaires, il était le meilleur à parler malgache.
Baron a entrepris plusieurs voyages importants pour la mission et a voyagé dans différentes zones périphériques de l’île. En 1891, l’un de ces voyages dans le nord le fit voyager «à douze cents milles dans une chaise berline [ou palanquin]», qui était le titre de son rapport.
Le temps dont il disposait lors de ces voyages était bien passé et il a réussi à rassembler toutes sortes de documents scientifiques. Par exemple, il a rassemblé des expressions parlées dans les divers dialectes, qu’il avait publiés plus tard. Encouragé par sa seconde femme (Baron se remarie trois fois), il commence à étudier la botanique. Il a publié plusieurs articles importants sur le sujet, et on estime qu’il a recueilli «de 4 000 à 5 000 plantes, dont beaucoup étaient encore inconnues de la science», les envoyant à Kew Gardens, à Londres. Pour cette raison, il a été nommé membre de la Linnaean Botanical Society de Londres, ce qui explique également pourquoi de nombreuses plantes malgaches portent le préfixe de qualification Baroni .
Baron a acquis le même niveau de notoriété dans le domaine de la géologie, et il convient de noter, en ce qui concerne son caractère, qu’il a lui-même appris l’allemand afin de pouvoir lire des ouvrages académiques sur le sujet. Les institutions scientifiques ont rapidement reconnu la valeur de son travail et l’ont aidé. Il a été nommé membre de la Geological Society of London et la Royal Society lui a offert un microscope pour étudier les structures des roches. Il a également reçu le prix Murchison pour la recherche géologique.
L’administration française lui a également offert un poste élevé dans le service des mines et de l’ingénierie (national), mais il a refusé, arguant que, si utile et si intéressant, la géologie était secondaire à son travail missionnaire. En 1903, il accepte néanmoins un long voyage de prospection géologique dans la région du nord-ouest, accompagné du capitaine Mouneyres. À un moment, il est également devenu vice-président de l’Académie Malgache.
Bien qu’il ait mené des études botaniques et géologiques au plus haut niveau de la recherche scientifique universitaire, il convient de noter qu’il a pu enseigner cette science à ses étudiants et qu’il a écrit des manuels sur ces domaines scientifiques en malgache.
Il a été dit de lui, à juste titre, qu’il était «un homme de nombreux talents qui a eu une influence sur la vie malgache à bien des égards».
Richard Baron est mort à Morecambe, en Angleterre, le 12 octobre 1907.
JT Hardyman, L. Molet
Principales publications:
Ny Filazantsaran’i Lioka [Commentaire sur l’évangile de Luc], Antananarivo, 1927 (troisième édition).
Epistement nosoratan’i Jakoba [Commentaire sur l’épître de James], Antananarivo, 1916 (deuxième tirage).
Bilan décennal du travail missionnaire à Madagascar, 1880-1890 (éditeur), Antananarivo, 1890.
«Sur un nouveau terrain: un voyage à Mandritsara et sur la côte nord-ouest» Antananarivo Annual , 1887, pp. 261-282.
«Douze cents milles dans un palanquin» Antananarivo Annual , 1892, p. 434-458.
Botanique (en malgache), Antananarivo, 1882.
«Sur la flore de Madagascar» Journal of Linnaean Society, Botany , Londres, 1889, pp. 246-294.
«Compendium des Plantes Malgaches», Un recueil de plantes malgaches, Revue de Madagascar , (série d’articles sur les années 1901 à 1906), Paris.
«Notes sur la géologie de Madagascar», revue trimestrielle de la Geological Society , 1889, p. 305-331.
Géologie (en malgache), Antananarivo, 1896.
Baron et Mouneyres, «Rapport sur une tournée géologique effectuée en 1903 dans le Nord et le Nord-Ouest de Madagascar» [Rapport sur une expédition géologique entreprise en 1903 au nord et au nord-ouest de Madagascar], Bulletin économique de Madagascar , Marseille, 1er trim., 1904, pp. 1-20.
Cet article, reproduit ici avec permission, est tiré de « Hommes et Destins: Dictionnaire biographique d’Outre-Mer » vol. 3, publié en 1977 par l’Académie des sciences d’Outre-Mer (15, rue la Pérouse, 75116 Paris, France). Tous les droits sont réservés.
Sahia manohitra ny kolikoly
2 Tesaloniana 3.1-13
1-Mifampivavaha sy mifampahereza (and 1-5)
Ady ho fampanajana ny fitiavana sy ny tsy ny fahamarinana ny fanoherana ny kolikoly. Ny fampielezana faingana ny Tenin’ Andriamanitra izay tena fahamarinana no ahafahana mandresy izany . Koa mila mifampivavaka sy mifampahery isika fiangonana manoloana ny ady mafy atrehina ho fandresena ny kolikoly. Fery lalina efa mahazo ny firenentsika ny kolikoly ka ilàna vavaka sy fifampaherezana eo amin’ ny samy mpino.
2-Iaino ny fampianaran’ny fiangonana (and6-7)
Ny tsy fanarahana ny fampianarana natolotry ny Apostoly no anisan’ny niteraka korontana teo amin’ny fiangonana . mazava ny fampianaran’ny fiangonana mahakasika ny kolikoly . Lavin’ny Soratra Masina marindrano ny fanaovana kolikoly sy ny fandraisana izany . Koa iaino ny fampianaran’ny fiangonana mba tsy ho tafalatsaka amin’izany isika sy ho fanoherana ny fanaovana izany .
3-Miasà fa aza malaina (and8-13)
Ny fahalainana hiasa kanefa te-hanam-be no anisan’ny mitarika ho amin’ny fanaovana kolikoly . Tsy mahamendrika antsika ny mikatsaka volabe , ohatra , kanefa malain-kisasatra . »Ny hatsembohan’ny tavanao no hahazoanao hanina » (Gen 3.19), fa aza mivelona amin’ny hatsembohan’ny hafa . Fahamarinana ho an’ny mpino kosa ny mivelona sy mionona amin’izay nikelezany aina amim-pahamarinana .
Fanontaniana:
Inona no fandraisanao anjara ho fanoherana ny kolikoly ?
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM
| |
22. Ala. I man. Trinite - S. Vokovoko Manga
Oha. 23. 19-25 | Lio. 12. 35-40 | 1 Kor. 10. 31-11.1
| |
29. Ala. II man. Trinite
1 Sam. 2. 1-10 | Jao. 10. 11-21 | Apo. 5. 1-10
| |
06. Ala. III man. Trinite
Isa. 45. 1-7 | Lio. 9. 1-6 | 1 Pet. 2. 18-25
| |
13. Ala. IV man. Trinite - S. Tanora Kristiana
1 Sam. 3. 1-9 | Mat. 15. 32-39 | 1 Kor. 1. 18-25