Manjo / Mpitandrina Johnson Justin

Filazana Manjo

« Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran’Andriamanitra izay efa nodimandry tao amin’i Jesoa hiaraka aminy. » 1 Tes 4,14

 Nodimandry teo amin’ny faha-57 taonany ny mpanompon’Andriamanitra JOHNSON Justin, Mpitandrina tao amin’ny FJKM Mandroseza Ankadindratombo Miray ( SP 12) sady Mpampianatra SEFALA, Chevalier de l’Ordre National  ny Alatsinainy 23 Jolay 2018 teo.

« Fa Kristy no anton’ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony. »Fil 1.21

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV