AFIFAB/ 35 Taona
FANASANA
Fifaliana ho an’ny FOIBE FJKM , ny Sekretaria Jeneraly ary ny Komitin’ny AFIFAB, ny manasa anao amin’ny Fanompoampivavahana fankalazana an’ Andriamanitra ho fanokafana ny faha– 35 Taonan’ny Asa Fifandraisana sy Fampahalalam-Baovao (AFIFAB) .
Sabotsy 15 Jolay 2017, 3ora tolakandro
FJKM Atsimon’ Imahamasina
Ny Tsangambato dia ny fanapariahana ny Radio Fahazavana manerana an’i Madagasikara. Misaotra anao miombom-pifaliana sy miombom-bavaka .