• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

Alahadin’ny FIFA 2018.

Fandaharana iombonana  Alahady 11 Novambra  2018 Lohahevitra : “Mivonona hihaona amin’ny Tompo” Fiarahabana Apostolika Fiderana : Salamo : 122 :…

Fiainan'ny fiangonana, Rindrandamina, Vaovao farany

FDF/ Ny Fiangonana !!!

NY FIANGONANA Ambaratongan-drafitra telo no mifanongoa ka mandrafitra ny FJKM ho trano Fiangonana lehibe dia ny Fitandremana sy ny Synodamparitany…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Famaranana ny Jobily roa sosona .

              50 TAONA FJKM sy 200 Taona nidiran’ny LMS teto Madagasikara      …

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Tsara ho fantatra momba ny TPM / FJKM.

NY TOERAM-PANOMANANA MPITANDRINA FJKM. Eo am-panokafana ny taona hoaviny ny FJKM ankehitriny, ka manome anjara toerana ny fanomanana ireo ho…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Tatitra/ Fihaonamben’ny Zanaky ny Mpitandrina FJKM 2018 .

  Sambany izao teo amin’ny tantaran’ny FJKM. Ity taona 2018 ity no voalohany nanaovana ny fihaonamben’ny Zanaky ny Mpitandrina FJKM…

Fiainan'ny fiangonana, Tahiry, Vaovao farany

SP AA 11/ Vaovao ampitaina

VAOVAO SP ANTANANARIVO ATSIMO (SP AA11) 1-Hotanterahina ny Sabotsy 15 Septambra 2018 ny Jobily faha-25 Taona maha-Mpitandrina sy ny faha-10…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

SP 24 / FJKM Beforona

SP MANGORO MORAMANGA 24 FJKM Beforona  FISAORANA Izahay mpino kristiana eto amin ny FJKM Beforona SP24, izay niara niasa tamin…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Tafika masina / Antanimbaribe ( Kandreho)

Vavolombelona aho Nanatanteraka Tafika Masina iombonana tany Antanimbaribe ny Sampanasa Asa Fitoriana ny Filazantsara Foibe (AFF) niaraka tamin’ny Vehivavy Sakaizan’ny…

Fiainan'ny fiangonana, Fiainan'ny kristiana, Vaovao farany

FJKM AMBOHIMAMORY Malala Orimbato ( SP 10) /150 T

Mitohy hatrany ny fankalazana ny jobily ny faha 150 taona “Indro havaoziko ny zavatra rehetra” Apok 21,5 Isaorantsika ny Tompo…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Ny Fanomanana ho Diakona

Madiva hifarana ny taom-piasan’ireo tomponandraikitra rehetra any anivon’ny Fitandremana, satria ny taona alohan’ny Synoda lehibe no amaranany ny asany, izay…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • …
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.