Alahadin’ny Aumônerie
Ny Alahady 28 Jona 2026 izao no natokan’ny Fiangonana (FJKM) ho andro itondrana ambavaka ny Asan’ny Aumonerie Nationale FJKM. Zava-dehibe…
Ny Alahady 28 Jona 2026 izao no natokan’ny Fiangonana (FJKM) ho andro itondrana ambavaka ny Asan’ny Aumonerie Nationale FJKM. Zava-dehibe…
Mamakia finaritra tompoko
Ny Trano Printy FJKM miaraka amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy dia faly manasa anao hanatrika ny fiombonam-bavaka ho fankalazana an’Andriamanitra…
Ny Foibe FJKM dia mitady izay ho TALEN’NY ORINASA FIVATSY Ambatomanga. Antsoina isika izay vonona handray anjara amin’ny tolotr’asa hanatitra…
Ny Sampandraharaha ASA SOSIALY ato amin’ny Departemantan’ny Fananana sy Fampamokarana ary Fampandrosoana sy Sosialy dia misaotra anareo MPITSABO nanohina ny…
Ny Foibe FJKM, soloin’ny Sampandraharaha Sosialy ao amin’ny Detartemantan’ny Fananana sy Fampandrosoa ary Fampamokarana sy Sosialy tena, dia mangataka ny…
Ry HavanaMisaotra an’Andriamanitra Ray, Zanaka sy Fanahy Masina isika, maniraka hatrany nySAF/FJKM « hitady ny mahasoa ny maro, mba hovonjena…
Isaorana ny TOMPO fa tontosa soa aman-tsara ny EZAKA TOLO-TANANA izay nataontsika ho fanohanana ireo traboina vokatry ny rivo-doza Gezani…
Antananarivo, 13 Febroary 2026 Ho an’ny Fiangonana manerana ny sahan’ny FJKM (Synodamparitany/Fitandremana) SJ 20/13.02.26/RKJ-AIN Antony: Hetsika manokana fangatahana fanampiana ho…