• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

SPAIM 15 / Misionera

NANDEFA MISIONERA NAMAKY LAY TANY BELINDO-BEKILY Ho fanatanterahana ny vinantsika FJKM hoe:”Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara !” sy ny fikasana…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Seminera FJKM Ambatobevanja

Trano tamin’ny 1901 no narenina tanteraka Notokanana ary natolotra ny FJKM sy ny toeram-panomanana Mpitandrina ny Sabotsy 27 Aprily 2019…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fintina perikopa Mey 2019

Manàna fahamarinana eo anatrehan’ny Tompo. Lohahevitra vaovao no iainan’ny Fiangonana amin’izao volana Mey 2019 izao dia ny hoe: “Manàna fahamarinana…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fotodalàna syFitsipika

Ny fifidianana tomponandraikitra Ity taona 2019 ity no fotoam-panavaozana ireo tomponandraikitra rehetra eo anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany ary ny…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

FJKM Ziona Vaovao PARIS

SYNODAMPARITANY VATO FEHIZORO AMPITANDRANOMASINA – 37 « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika, …» II Timoty 1 : 8a…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Kofehy volamena

Fanazavana momba ny kofehy volamena

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Tahiry, Vaovao farany

Masera MAMRE FJKM

FANTATRAO VE HOE MANANA  MASERA NY  FJKM ? Firy amin’ny mpino ato amin’ny FJKM moa no mahafantatra fa misy masera…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fanomanana sy Fiofanana

Ao amin’ny Fiangonana :   Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara dia manana ny voambolana fampiasany andavanandro ka ahafantarana avy hatrany…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

FJKM Quebec C./ Tantara

TANTARAN’ny FJKM QUEBEC CANADA Toy izao ny topi-maso fohy mikasika ny tantaran’ny Fiangonana FJKM Québec: Ny taona 2007 dia nisy…

arsiva, Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa Aprily 19

Hazony ny famonjen’ny Tompo             Ny Perikopa amin’ny Alahady voalohany amin’ny volana Aprily no andraisana tari-dalana eto. Volana vaovao izay…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • …
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.