Alahadin’ny Aumônerie

Ny Alahady 28 Jona 2026 izao no natokan’ny Fiangonana (FJKM) ho andro itondrana ambavaka ny Asan’ny Aumonerie Nationale FJKM. Zava-dehibe ny hahatsiarovantsika kristiana izany fotoana izany.