Fanazavana Perikopa Aprily 19
Hazony ny famonjen’ny Tompo Ny Perikopa amin’ny Alahady voalohany amin’ny volana Aprily no andraisana tari-dalana eto. Volana vaovao izay…
Hazony ny famonjen’ny Tompo Ny Perikopa amin’ny Alahady voalohany amin’ny volana Aprily no andraisana tari-dalana eto. Volana vaovao izay…
Natolotra ny zava-bita ary notokanana ny takelabato fahatsiarovana . Feno 25 taona ny Sampana Vondrona Fototra Laika tao amin’ny FJKM…
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA (FJKM) Nitondra am-bavaka ny Filohan’ny FJKM mianakavy sy ny taom-piasana 2019 Tontosa ny Alahady 20…
FIOMBONAN’NY FIANGONANA KRISTIANINA ETO MADAGASIKARA – FFKM FANAMBARANA Andohalo, 18 janoary 2019 “Sambatra ny firenena izay manana ny TOMPO ho…
Faha-15 Taonan’ny fiaraha-miasa Ny FJKM Ankadimbahoaka sy ny Mpitandrina ANDRIAMANAMPY Rafidison Timoty mianakavy dia faly miantso sy manasa antsika mpianakavin’ny…
FANASANA Asaina amim-pitiavana isika mpianakavin’ny finoana hiombompo amam-panahy amin’ny Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny Ivon’ny faha-150 Taonan’ny FJKM Tranovato Rasalama…
Nanao Tafika Masina sy manangana trano fiangonana any Mampikony Nanatanteraka Tafika Masina tany Ankijanomadiro Mampikony ny FJKM Rasalama Martiora Ambohipotsy,…
KIANJABEN’IMAHAMASINA ALAHADY 21 OKTOBRA 2018 Nizotra soa aman-tsara sady mendrika ny voninahitr’Andriamanitra ny Fotoam-pivavahana famaranana ny jobily roa sosona,…