ALAHADY MANGA 2026

Alahadin’ny SVM : Andro natokana hitondrana am-bavaka ny SVM Foibe sy ny SVM Synodamparitany ry ny SVM Fitandremana manerana ny sahan’ny FJKM.

Manentana ny mpikambana rehetra ato amin’ny Sampana Vokovoko Manga FJKM mba hiray fo sy hiray saina amin’ny fanompoana, hijoro ho vavolombelon’i Kristy ary hampandroso ny asan’Andriamanitra eo anivon’ny Fiangonana sy ny fiarahamonina.

Aza hadinoina ny rakitra isam-pitandremana ho fanohanana ny asan’ny SVM Foibe