FANASANA
Ny Trano Printy FJKM miaraka amin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy dia faly manasa anao hanatrika ny fiombonam-bavaka ho fankalazana an’Andriamanitra ny Alahady 21 Jona 2026 amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga.
- Trano Printy FJKM : Mankalaza an’Andriamanitra noho ny Jobily faha- 200 taona niorenany
- FMBM : Mankalaza an’Andriamanitra noho ny faha- 191 taonan’ny baiboly Malagasy
Hisy ANTSAM-PIDERANA iarahana amin’ny Chorale ORIMBATO Ambatonakanga sy HARILANTO
