• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Fiainan’ny fiangonana

  • Fiainan’ny fiangonana

FJKM Ziona vaovao Paris (ex-Montrouge vaovao)

  FJKM Ziona Vaovao Paris Ny FJKM Ziona Vaovao Paris (ex-Montrouge Vaovao) dia faly miarahaba anao mitsidika ity tranokala fijoroana ho vavolombelon’i…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

FJKM Québec- Canada / Fanokanana Diakona.

  Tontosa soamatsara  ny Alahady 06 Mey 2018 lasa teo ny fanokanana ireo diakona mianadahy tao amin’ny FJKM QUEBEC CANADA.…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Tahiry, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa Jolay 2018

Sahia mitory ny fahamarinana             Mandray ny volana faha fito amin’ny taona sahady isika. Amin’izany, no ibanjinana ny lohahevitra hoe :…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fotodalàna sy Fitsipika

Ny Fitsipika anatiny Ny Fotodalana dia toy ny lalampanorenan’ny Fiangonana. Ao no miraikitra ny foto-kevi-dehibe rehetra itondrana ny fiangonana. Tsy…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

SAFIF / Tatitra vavaka sy fifadiankanina

Sampana FIFohazana  FOIBE FJKM Nanatanteraka vavaka fifadian-kanina Tontosa ny Sabotsy 30 Jona 2018 teo ny vavaka fifadian-kanina niarahana tamin’ny Sampana…

Fiainan'ny fiangonana, Sampana, Vaovao farany

FJKM Ankadimbahoaka / Fetin’ny Taranaka 2018.

FIANTSOANA  Antsoina ny Fianakaviana sy ny Taranaka zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA (SP 11) , na ny akaiky na ny lavitra…

Fiainan'ny fiangonana, Synodamparitany, Vaovao farany

Fanazavana perikopa / Jona 2018.

Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo Raha ny Soratra Masina no iaingana dia tsy miafina amin’ny Mpamaky azy fa hatrany am-boalohany…

Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Foto-dàlana sy Fitsipika/ Fanavaozana tomponandraikitra

FANOMANANA HO AMIN’NY FANAVAOZANA TOMPONANDRAIKITRA Madiva hifarana ny fotoam-piasan’ireo tomponandraikitra voafidy tany anivon’ny Fitandremana sy ny Synodamparitany. Koa ho fiomanana…

Fiainan'ny fiangonana, Soratana ho soratra ny FJKM, Vaovao farany

Fanazavana ny Perikopa Jiona 2018.

Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo  “Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo”. Izany no maso ijerena ny perikopa mandritry ny efatra Alahady.…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Fehinkevitra/ Synodampinoana 2018.

SYNODAMPINOANA VOALOHANY (15-18 May 2018) FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA Araka ny Fanambaram-pinoana nataon’ny Synoda Lehibe faha 17 tany Manakara (Aogositra 2012),…

Fiainan'ny fiangonana, Fifandraisana
  • 1
  • …
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • …
  • 30
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Vaovaon’ny DFFFS
    Zoma, faha 03 Jolay 2026
  • Alahadin’ny Aumônerie
    Talata, faha 23 Jona 2026
  • Gazety Marturia VAVOLOMBELONA-1016
    Alatsinainy, faha 22 Jona 2026
  • ALAHADY MANGA 2026
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • FANASANA
    Alakamisy, faha 18 Jona 2026
  • TOLOTR’ASA
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso faha-2 ho an’ny Mpitsabo
    Zoma, faha 05 Jona 2026
  • Antso ho an’ny MPITSABO
    Asabotsy, faha 23 Mey 2026
  • Extrait Gazety Marturia VAVOLOMBELONA
    Alahady, faha 19 Aprily 2026
  • HAFATRA ALAHADIN’NY SAF/FJKM 2026
    Alakamisy, faha 05 Martsa 2026
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.