Ny mpanompon’Andriamanitra

Sal 48, 1-3 / Hira 167: 1, 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 295: 1

Ny mpanompon'Andriamanitra Ireto manaraka ireto no isany nampiavaka an'i Daniela : 1. Olona marina (and 5-6) I Daniela dia iray…

Ny vavaka ankasitrahan’ny Tompo

Sal. 111 / Hira 539 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF 10:1

Ny vavaka ankasitrahan'ny Tompo dia 1. Atao am-panetrentena (and 5-6) Asain'i Jesoa tsy hanao vavaka feno fihatsarambelatsihy ny mpianatra. Ny…

Antony tokony hivavahana mandrakariva

Sal 66, 8-12 / Hira FF 48 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338

Antony tokony hivavahana mandrakariva 1. Andriamanitra dia Mpitsara marina (and 7) Raha nangataka rariny tamin'ny mpitsara tsy marina ity mpitondrantena…

Ny fivavahana

Sal 62, 5-7 / Hira 430: 1, 4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 617, 1

Ny fivavahana 1. Atao amin'ny fotoana rehetra (and 13-14) Ambaran'i Jakoba fa na amin'ny fahoriana na amin'ny fifaliana dia tokony…

Ny fiverenan’i Jesoa fanindroany

Sal 105, 1-7 / Hira 166, 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432, 1

Ny fiverenan'i Jesoa fanindroany: 1. Tsy misy mahalala afa-tsy ny Ray (and 32) « Fa ny amin'izany andro na ora…

Ny tokony atao manoloana ny ady atrehina

Sal 103, 20-22 / Hira 20,1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 271, 4

Manoloana ny ady atrehina dia 1. Itafio avokoa ireo fiadiana nomen'ny Tompo (and 11-17) "Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra" (and 11a).…

Mihazona ny finoako hatrany aho

Sal 89 / Hira 486 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 488

Mihazona ny finoako hatrany aho 1-Na dia tsy nizotra araka ny izy aza ny asa natao "Fa na dia tsy…

Izay mino an’i Jesoa Tompo

Sal 105 / Hira 268 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 313

Izay mino an'i Jesoa Tompo 1-Manao ny asa nataony "Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa" (and12) Marika…

Ny olom-boafidin’ Andriamanitra

Sal 121 / Hira 20 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 480

Ny olom-boafidin' Andriamanitra 1-Mahazo mangataka izay tiany amin'ny Tompo "Ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao" (and5b). Ilay Andriamanitra…

Ny fifandraisana eo amin’ny finoana sy ny asa

Sal 46 / Hira 171 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307

Ny fifandraisana eo amin'ny finoana sy ny asa: 1- Asehoy amin'ny alalan'ny asa ny finoanao. Fantatra fa "ny finoana no…