Maneho ny voninahitr’ Andriamanitra ny Mesia
Salamo 19.1-5 / Hira 7 /Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 78
Maneho ny voninahitr' Andriamanitra ny Mesia Nanjakan'ny fahalovana sy ny fahoriana ny fanjakana Joda noho ny olana ara-politika sy ara-panahy…