SAMPATI FOIBE / 25 Taona

SAMPATI FOIBE FJKM

HANKALAZA NY IVON’NY JOBILY FAHA-25 TAONA

« Aoka hirehitra ny jironareo » Lio.12, 35

1993 – 2018, feno 25 taona katroka ankehitriny no niorenan’ny SAMPATI FJKM. Hisy ny fankalazana an’Andriamanitra noho izany figadonan’ny taon-jobily izany ny SABOTSY 24 NOVAMBRA 2018 ho avy izao ao amin’ny KIANJA MAITSO ANTSAHAMANITRA. Ny Birao foibe SAMPATI sy ny KOMITY JOBILY dia faly manasa ny rehetra tsy an-kanavaka ho tonga hanatrika izany andro lehibe izany.

Toy izao ny fandaharam-potoana :

  • 7 ora : 30 mn : CARNAVAL
  • 10 ora : 00 mn : FANOMPOAM-PIVAVAHANA
  • 12 ora : 30 mn : SAKAFO
  • 2 ora : 00 mn : LALAO SY KORANA FIFAMPIZARANA FIFALIANA
  • 3 ora : 30 mn : AFON-JOBILY
  • 5 ora : 30 mn : FAMARANANA

Marihina fa, ny SAMPATI rehetra dia hanao fanamiana avokoa amin’io andro io, ary hitondra banderoles misy ny anaran’ny isam-pivondronana ; miomana ihany koa ny isaky ny Synodamparitany amin’ny fampisehoana.

Ny TONIA SAMPATI FOIBE

RANDRIAMANANTENA SOLO Jean Jacques Séraphin Jhons, Mpitandrina

 

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV