25 Nov

Sabotsy, faha 25 Novambra 2023
Nomery i0. i i – 21
Manaraka ny toromarik’Andriamanitra…
«iry tamin ‘y anlro faharou-polo tamin’ volana fuhar0d, … no
niakaran hn rahona niala teo ambonin’n) tabernakelin’v
Jirolombelona. Dia niainga tany an-efitri Sinay ny Znak’
Isirael ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efita
Parana, » (and. 11-12)
Ny ahalantarana ilay toro-marika eto dia ny fiaingan’ny rahona
niala teo ambonin’ny tabernakely. Ny rahona dia mariky ny
fanatrehan’Andriamanitra izay niaraka tamin’ny tabernakcly.
Niainga ny zanak’Isracly ary Jchovah no nialoha lalana azy.
narahan’ny fokon’i Joda izay lohalaharana. Tsy nijanona cla teo
amin’ io toerana io ny zanak’ Israely ho any amin’ny tany kanana
ka nanohy ny diany teto.
Ry havana, isika no lsiraely vaovao ary isika izao no
iantefan izany, ka avelao Andriamanitra no hialoha lalana Sv
mpitari-dalana. Izy no mahafantatra izay toetry ny làlana mbola ho
diavina. ary Izy no mifidy izay aleha, mety ho làlana misy
fahoriana io, fa misy fifaliana koa fa avelao lzy hanoro izay lalana
tokony alehantsika. Mety hahatsiaro hasasarana isika eny an-
dalana, kanefa amin izany dia lzy no hitrotro sy handray an-tanana
antsika, araka ny teniny hoe: «Na dia mandra-pahantitrareo uza
dia tsy miova Aho, ary mandra-pahafotsy volonreo, dia Izuho
ihany no hisahirana mitondra anareo; Izaho n0 nnao, ka Izaho
ihany no hitrotro, eny, Izaho no hitondra sy hanafaka» (Isaia 46.
4). Ny Tenin’Andriamanitra no sakafo mahavelona antsika ka raha
sendra, reraka an-dalana tsy afa-manohy ny dia isika, vakio ny
Teniny dia mahazo hery indray ianao, dia ho tonga amin’ny
tanjona kendrena hatrany.
Fanontäniana :
Mety ho vitanao ihuny ve ity dia ho uny amin ‘ny fiainana
mandrakizay ity? Nahoana?
87

Perikopa 2024

Jolay: MIARAHA MANDEHA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO

| | 28. Ala. IX man. Trinite - TPM sy IFRP
Deotoronimia 31. 1–8 | Matio 4. 18–22 | Kolosiana 2. 4–7

Aogositra: MANAMASINA NY TENANY NY MPINO

| | 04. Ala. X man. Trinite
Levitikosy 19. 1–4 | Matio 7. 6 | 1Petera 1. 13–16

| | 11. Ala. XI man. Trinite - KFTM (Maritiora)
Estera 4. 6–17 | Lioka 12. 4–7 | 1Petera 1. 13–16

| | 18. Ala. XII man. Trinite - Aumônerie Nationale
Isaia 52. 11–12 | Marka 7. 14–23 | 2Korintiana 6.11–7.1

FJKM Fahazavana

Alahadin’ny SFL 2024 :

Production : FTV / FJKM