Alahadin’ny STK 2018.

 

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA

SAMPANA TANORA KRISTIANA

e-mail : stkfoibefjkm@yahoo.fr

 

FANDAHARANA IOMBONANA

“Tanora vavolombelona amin’ny asa tsara”Titosy.2 : 7a

Alahady 08 Jolay 2018

«STK sahy mitory ny fahamarinana»

  • Fandaharana Iombonana
  • Hafatra ho an’ny STK
  • Tsara ho fantatra
  • Rakitra voarotsaka
  • Tsangambato voarotsaka

(Litorjia amin’ny endriny fahatelo)

  • Fiarahabana apostolika

Ho an’izay rehetra, malalan’Andriamanitra sady voaantso no masina, ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo. Amen!

(Rom. 1:7)

  • Fiderana sy fiantsoana ny anaran’ny Tompo
  • Salamo 145:1-7 (mitsangana)
  • Hira faneva faha-50 taona FJKM
  • Vavaka fiderana sy fisaorana
  • Vatsim-panahy ankizy sy tanora
  • Hira 761:1, 2
  • Vatsim-panahy
  • Vavaka sy vakiteny
  • Hira FF 52
  • Vakiteny : 9: 22 – 23 ; Mat. 21: 23 – 32 ; II Tim. 2: 14 – 21
  • Toriteny
  • Hira 786:1, 4
  • Toriteny
  • Vavaka setrin’ny toriteny sy fifonana
  • Hira FF 19 and 2
  • Famelan-keloka atolotr’Andriamanitra
  • Jer .31:3 + Jao 3:16 Amen!
  • Hira FF  26  and 2
  • Fanekem-pinoana laharana II
  • Hira STK
  • Rakitra
  • Hira fanolorana rakitra : 109 : 4
  • Raharaham-piangonana
  • Raharaham-piangonana
  • Hafatra STK
  • Asa vavolombelona samihafa (raha misy)
  • Famaranana
  • Hira FF 3 :2
  • Tsodrano Heb. 13 :20-21
  • Hira 427 :3
  • Vavaka mangina (mipetraka) – Trinité Masina
HAFATRA

Ry tanora malala isany ao amin’ny Tompo

« ka amin’ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana amin’ny asa tsara ». Tit. 2 :7a

Izany teny izany izay nakana ny lohahevitra trandrahana ankehitriny eo amin’ny sehatry ny fitaizana ara-panahy ataontsika no entina miarahaba sy mirary soa ho antsika rehetra.

Misaotra an’Andriamanitra isika, raha afaka nankalaza ny Paska sy ny Pentekosta 2018, ary nahatanteraka ny Komity Foibe 2017 ary koa afaka nanatanteraka ireo sehatr’asa samihafa tokony ho tanterahantsika ; i Jesoa Tompon’ny asa anie no omem-boninahitra, ary isaorana koa isika rehetra vonona sady manatanteraka ny asa fanompoantsika avy eo anivon’ny Sampana Tanora Kristiana, sy ny amin’ny sehatra rehetra iantsoany antsika.

Mifampahery sy mifampivavaka isika, ary mifampitaona sy mifanampy amin’ny asa tsara, mba hahatonga antsika rehetra ho « vavolombelona amin’ny asa tsara » ( Tit. 2 :7a) ; noho izany andeha tsy ataontsika vato misakana amin’ny fandrosoana tiantsika hahatongavana ireo sedra lalovana samihafa eto amin’ny firenentsika, toy ny tsy fandriampahalemana, ny faharatsiana rehetra mihanaka etsy sy eroa ; fa amin’ireny indrindra no ijoroantsika ho vavolombelona fa manana finoana an’i Jesoa isika, ary miasa amin’ny finoana ihany koa.

Aoka ho mpiombona hatrany amin’ireo hetsika ataon’ny Foibe FJKM isika tanora rehetra toy ny jobily  faha-50 taonan’ny FJKM sy ny  faha-200 taona nidiran’ny LMS, samia mitondra ny anjara birikiny avy.

Mampatsiahy antsika rehetra am-pitiavana mba tsy hangatak’andro amin’ireo adidy masina miandry antsika, toy ny fanatanterahana ny :

  • Alahady iombonana isaky ny Alahady faharoan’ny volana Jolay. Misaotra anareo izay tena nanao ho zava-dehibe izany sy nandrotsaka ny rakitra aty amin’ny STK Foibe.
  • Fanefana 500Ar isan-taona, ary afaka manao mihoatra isaky ny mpikambana ao amin’ny STK, ho fiantrehana ny fanaganana ny ivon-toerana STK eny Ankadiefajoro izay efa andalam-piatrehana ankehitriny ary tena miandry ny ezaka sy ny finiavana avy amitsika tsirairay fa kasaina ho vitaina 2019 izany, ary hitanao ato amin’ity fandaharana iombonana izay nahavita izany
  • Ireo hetsika efa fanao toy izay atao aty amin’ny Foibe dia azonareo tanterahana any amin’ny Fitandremana sy Synodamparitany toy ny Tontolo andro STK, Rodoben’ny Tanora, Dinika STK sns…
  • Ny fanorenana fiangonana any Miandrivazo izay anjaratsika STK dia efa eo am-piatrehana tokoa isika izao na fiofanana na Tafika Masina, ary ny 2019 no hananganana trano fiangonana. Tsy vitan’ny tsetsetra tokoa ny asa, koa mangataka ny fahafoizan-tenantsika hanolotra izay foinareo ara-bola indrindra ianareo Fiangonana mpanampy, ary ianareo vonona ho Sakaizan’ny STK dia raisina am-pitiavana izay mety ho fanohanana hataonareo amin’ny endriny rehetra.
  • Ny fiaraha-miasa hita ho mahomby amin’ireo mpiombonantoka dia tohizantsika hatrany
  • Ny fandaharantsika Tanora Fahazavana ao amin’ny Radio Fahazavana FM 88.6, isaky ny Alarobia amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 2 ora sy sasany tolakandro dia efa mandeha koa ankehitriny
  • Miezaka hatrany isika amin’ny fanatsarana rehetra azo atao na fiofanana na fifandraisana, koa raha sitrakareo dia aoka haterina atỳ amin’ny STK Foibe ny laharana ifandraisana amin’ny Birao (Filoha na hafa) isam-Pitandremana na Synodamparitany ahafahana mifampita aminareo malaky hanafainganana sy ho fanatsarana ny asa.

Eto am-pamaranana nefa tsy ny kely indrindra dia mampahafantatra fa feno 25 taona ny maha mpandraharaha STK Foibe an-dRtoa RAHARISOA Vonintsahondra  Tiana; isaorana ny Tompo izany ary aoka handefa izay foy ho azy ny tsirairay isam-Pitandremana. Ny fanokafana ny fankalazana dia ny Asabotsy 23 Jona 2018 amin’ny 9 ora maraina ao amin’ny FJKM Ambodimita Betela Firaisana,SP Antananarivo Andrefana  ary ny Ivo dia ny Alahady 30 Septambra 2018 (maraina),ny famaranana kosa  ny Sabotsy 24 Novambra 2018 (maraina) (lazaina amin’ny manaraka ny toerana), ary toy izany koa ny fanaovantsika rakitra ho an’ny Tonia STK  isan-taona isaky ny Synodamparitany izay tsy tokony hohadinointsika. Fa hoy ny Soratra Masina “Aza mamihina ny soa amin’izay tokony homena azy raha azon’ny tananao atao ihany” Ohab. 3:27.

Mirary antsika isam-Piangonana, ny isam-Pitandremana, Faritra, Synodamparitany hahatanteraka ny asa sy ny adidy izay efa niantsoan’ny Tompo antsika tsirairay avy, ary Izy Tompo no handraisantsika ny lova ho valiny (Cf Kol. 3:24).

Manao veloma finaritra anareo rehetra amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Sakaizan’ny Tanora.

Amin’ny anaran’ny Birao STK Foibe.

Filoha

ANDRIAMALALA Solomon Jean Dénis,Mpitandrina

 Tonia

RAJAONARIVELO Onifinaritra

…………………………………………………………………………………………………………………………..

                          Tsara ho fantatra
  • Ireo tsara ho tadidiana
  • Alahady 08 Jolay 2018

Fotoana iombonan’ny STK FJKM tanterahina isam-Pitandremana na isam-Piangonana. Koa aza  adinoina  ny mandrotsaka ny Rakitra ho an’ny STK Foibe. Hitanao ato ny Rakitra voarotsaka ny 01 Jona 2017 – 20 Aprily 2018. Ialana tsiny raha misy tsy tafiditra fa ento any amin’ny STK Foibe ny fanamarihana. Raha toa ka arotsaka any amin’ny Banky na MVola na “Airtel Money” ny rakitra dia araho antso na hafatra amin’ny laharana eny ambany izany.

  • Sabotsy 14 Jolay 2018

Tontolo andro STK iarahana amin’ny Antoko Mpihira avy ao amin’ny Synodamparitany efatra (4) ao Antananarivo ao amin’ny FJKM Salema Vaovao 67 Ha. Hetsika ara-kolotoraly sady fampahafantarana ireo Sokajinasa natsangana eo anivon’ny STK Foibe ( TAFIKA MASINA , SERASERA)

  • Komity Fanorenana Tsangambato

Aza adinoina ny mandrotsaka 500 Ar / olona / taona mandrampahavitan’ny asa.

Toerana : Ankadiefajoro Andoharanofotsy SP Antananarivo Atsimo

Asa atao : – fanorenana trano fivoriana sy filasiana

                 – sehatra filanonana

                 – toerana fitsangatsanganana

                 – kianja fanaovam-baolina samihafa

Hotokanana amin’ny taona 2019  izay tsangan’asa efa vita. Vola hotratrarina amin’izany dia 1 300 tapitrisa  Ariary.Ny vola eo an-tanana kosa amin’izao dia 20 tapitrisa Ariary.

  • Gazety Tanora Fianarana

Mivoaka isaky ny 2 volana amin’ny vidiny 1 000 Ariary. Aza hadinoina ny mandefa ny vaovao samihafa. Aoka izay tsy mbola  nanefa ny vidiny mba handrotsaka izany aty amin’ny STK Foibe fa lasa vesatra sy fatiantoka eo amin’ny fanatanterahana ny  asan’ny Tompo izany.

  • Fiangonana Maitso

Manana toerana fambolena voninkazo ny STK  Foibe ao Ankadiefajoro izay natao hamatsiana ny Fiangonana sy ny sehatra hafa amin’ny haingo voninkazo. Hanomboka tsy ho ela izany.

  • Ireo sehatra hafa mpiara-miasa amin’ny STK FJKM : ho lazaina miandalana ny fiofanana
  • Atoa RAMIARINJATOVO Marc (hanolotra fiofanana STK sy ny famoronana asa)
  • NMR Marisika : hanolotra fiofanana (Métier d’Entrepreneuriat Social) ho an’ny Tanora.
  • Teen Ketrika : manolotra « tolotr’asa » ho an’ny Tanora indrindra ny STK.
  • JOVENA :Vokatry ny fiaraha-miasan’ny Foibe FJKM tamin’ny Jovena nanomboka tamin’ny Fihaonamben’ny Sampana tamin’ny taona 2017 dia  mitohy izany. Koa manentana antsika STK rehefa misy ny fandaminana atao dia mba hanaraka izany isika satria ahazoana tamberim-bidy izany.
  • Ireo vaovao samihafa :
  • Fananganana Sokajinasa Tafika Masina
  • Fananganana Sokajinasa  Serasera
  • Fananganana ny “Sakaizan’ny  STK”
  • Fananganana Antoko Mpihira STK (ho an’Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina)
  • Rantsana Mozika : efa tafatsangana (ahitana ireo STK mahay mitendry zava-maneno)
  • Noho ny fiakaran’ireo Adidy samihafa tsymaintsy  hefain’ny STK Foibe, na ho an’ny Foibe FJKM na ho an’ireo Mpiasa Iombonana (Tonia STK, Mpandraharaha) dia nanapaka ny Komity Foibe (novambra 2017) fa ny Fiangonana Mpanampy rehetra dia asaina hanao Adidy mivantana aty amin’ny STK Foibe araka izay vitanareo.
Sampana Tanora Kristiana

Rihana faha-5 – Varavarana 511

Foibe FJKM Immeuble Ifanomezantsoa

Analakely – B.P 623

BNI CL Analakely  01 117 358 0 020 0 46

Tél : 033 02 482 42 / 034 02 482 42 / 032 65 005 17

(Airtel Money  –      M.Vola  –   Orange Money)

stkfoibefjkm@yahoo.fr

 

 

RAKITRA voarotsaka

01 Jona 2017  hatramin’ny 20 Aprily 2018

FIANGONANA / FITANDREMANA VOLA/AR
SP AFOVOANY ANDREFANA
Miadampahonina Fahazavana ( T. 2017) 20 000
Ambohitrimo Fihavaozana  (T. 2017) 7 000
Malaza Fanantenana  (T. 2017) 2 500
Ambohitrantenaina Martiora ( T. 2017) 11 800
Amparihikely Fanavaozana ( T. 2017) 8 500
Antambolo ( T. 2017) 10 000
Mahabo Antongona Fanantenana  (T. 2017) 10 000
Ambohidramijay  (T. 2017) 5 000
Antsahasoa Tohatry ny Paradisa( T. 2017) 5 000
Masoandro  (T. 2017) 3 000
Marianina Hermona  (T. 2017) 6 000
Ambohimanana Fahazavana  (T. 2017) 10 000
Ambonirina Fanantenana (T. 2017) 3 000
Ambohinaorina Zoara (T. 201)7 5 000
Imeritsiafindra ( T. 2017) 30 000
Ambatolava  (T. 2017) 4 800
Tsifakarivo   (T. 2017) 6 500
Antanety Finoana   (T. 2017) 10 000
SP AFOVOANY ATSINANANA VAOVAO
Vavatenina I  (T. 2017) 30 000
Fit Saranambana Fg Saranambana  (T. 2017) 5 500
Sahatavy  (T. 2017) 15  000
SP ALAOTRA CHROME
Nazareta Amboavory  (T. 2016) 10 100
Nazareta Amboavory  (T. 2017) 13 100
Tanambe Fitiavana  (T. 2017) 38 000
Salema Vaovao Ambodifarihy  (T. 2017) 4 000
Ambohimandroso Zoara  (T. 2017) 15 800
Fahazavana Antanimafy  (T. 2017) 11 700
Moria Antsakoana  (T. 2017) 7 200
Andriamena  (T. 2017) 20 000
Karmela Ambohitrarivo   (T. 2017) 10 000
SP AMBALAVAO TSIENIMPARIHY
Betela Fanasina Ambalavao   (T. 2017) 53 200
Fit Vinany Ziona Fg. Vinany  (T. 2017) 4 550
Fit Vinany Ziona Fg. Filadelfia (T. 2017) 1 000
Fit. Vohimarina Fg Tsarasoa (T. 2017) 3 300
P.E.V Fenoarivo  (T. 2017) 4 600
Fit. Mahazony   (T. 2017) 2 400
Fit. Nasandratrony   (T. 2017) 7 200
Miarinarivo   (T. 2017) 2 000
Fit. Ambohimandroso Fg Ambalamarina T. 2017 2 000
Fit. Manantsara Finoana  (T. 20)7) 2 000
Fit. Kelisatrana Ebenezera   (T. 2017) 2 000
Fit. Ambohidroa  (T. 2017) 2 000
SP AMBATONDRAZAKA VAOVAO
Antanandava Nazareta ( T. 2017) 3 100
Ambohimasina Fivavahana (T. 2017) 10 000
Ambohimiangaly Zoara ( T. 2017) 58 300
Ambatondrazaka Fitiavana  (T. 2017) 33 000
Vohidiala Finoana( T. 2017) 12 000
Imerimandroso Fanantenana  (T. 2017) 20 000
Andilamena Fanavaozana( T. 2018) 15 000
Ziona Fanantenana Ambalabako (T. 2017) 10 000
SP AMORON’I MANIA
Mahasoa  (T. 2017) 16 000
Manarintsoa Fahazavana Fihaonantsoa T. 2017 5 400
Fit. Imito   (T.2017) 6 400
Ambohimpierenana Kristy Fehizoro  (T. 2017) 15 000
SP AMBOVOMBE ATSIMO K.R
Ambovombe  (T. 2017) 34 200
Betlehema Fahazavana Betroka  (T. 2017) 20 000
Amboasary Atsimo Finoana  T. 2017 19 600
SP ANDREFAN’ATSIMON’ANKARATRA
Ambohitrelahimbahy T. 2017 5 400
Andranomanelatra  T. 2017 9 940
Talata Andraikiba Antsirabe  T. 2017 26 650
Antsirabe Fitiavana  T. 2017 101 000
KAMAFA Antsirabe  T. 2016 268 600
Ziona Vaovao Betafo   T. 2017 10 000
Tsarazafy   T. 2017 20 000
Ambohimena Fanantenana Antsirabe T.2017 40 000
Filadelfia Antsirabe  T. 2017 360 700
SP ANDRONA ATSINANANA M.M

Oliva Fitiavana   T. 2017

15 000
Antsahabe Finoana  T. 2017 15 800
Marotandrano  T. 2017 2 000
Ambodimotso Fahazavana  T. 2017 2 000
Maroandriana  T. 2017 2 000
Avaradrano  T. 2017 2 000
SP ANTANANARIVO ANDREFANA
Andohatampenaka Fifankatiavana  T. 2016 20 000
Ambohimena Fahasoavana  T. 2016 12 000
Ambohidratrimo Marovatana T. 2017 103 600
Marobiby Betela  T. 2017 90 500
Ambodimita Betela Firaisana  T. 2017 55 000
Merimandroso Fihavaozana  T. 2017 15 000
Mahajija Fandresena   T. 2017 10 000
Ambohijanahary Antehiroka   T. 2017 60 710
Ambohimandroso Alfa sy Omega  T. 2017 80 000
Lavahitsiny Zoara  T. 2017 9 650
Ambatolaona Fanasina  T. 2017 40 500
Manarintsoa Finoana   T. 2017 226 900
Mandrosoa Ambohijatovo T. 2017 37 600
Ampasika Martiora   T. 2017 9 000
Ambohitrinilanitra Fitahiana  T. 2017 5 400
Amboasarikely Fiadanana  T. 2017 65 000
Andohatanjona Fihavaozana  T. 2017 71 620
Amborompotsy Fiorenana  T. 2017 60 000
Ambohimarina Ziona Vaovao  T. 2017 53 660
Ivoanjo Finoana  T. 2017 22 750
Antanety Andrefana  T. 2017 5 000
Ikianja Ambohimanoa  T. 2017 7 800
Namontana Fialofana   T. 2017 50 000
Fiakarana Fiderana (STK FAFi)  T. 2017 35 000
Ambonivohitra Oliva  T. 2017 30 470
Ebenezera Ambohimidasy   T. 2017      15 000
Sarobaratra   T. 2017 15 300
Antanety Fitahiana  T. 2017 30 600
Tsimahandry  T. 2017 10 000
Manankasina Kristy Fahazavana   T. 2017 6 500
Ambanilalana Finoana   T. 2017 40 000
Ambanilalana Finoana  T. 2016 40 000
Ambodihady Vaovao  T. 2017 20 000
Ambonin’Ampamarinana  T. 2017 40 000
Soavinimerina Mpiandry Tsara   T. 2017 5 000
Tongombato Fahasoavana   T. 2017 18 600
Ambohimandroso Fiorenana   T. 2017 40 000
Ambaniala Malala   T. 2017 50 000
Babay Oliva  T. 2016 16 220
Andriantany Famonjena  T. 2017 12 000
Bejofo Filadelfia   T. 2017 10 000
Ambohijanaka Fivoarana  T. 2017 20 000
Ambohimandroso Mahitsy  T. 2016- 2017 10 000
Ambatomena  T. 2017 86 200
Ivato Seranana  T.2017 129 000
Mandrosoa Ambohidavenona  T. 2017 20 000
Isoavimasoandro Fihavaozana  T. 2017 45 000
Isoavimasoandro Fihavaozana  T. 2016 45 000
Ambohijatovo Fitiavana T. 2017 25 000
Kristy Fanantenana  T. 2017 50 000
Ivandry Firaisana  T. 2017 50 000
Anosivavaka  T. 2017 118 500
Ambohidroa Antehiroka   T. 2017 15 000
Anosizato Hebrona  T. 2017 202 400
Andavamamba Kristy Velona   T. 2017 15 000
Itaosy   T. 2017 20 000
Ambinintsoa Paragoay   T. 2017 7 000
Andramahavola   T. 2016 100 500
Atsimon’Imahamasina   T. 2017 200 000
Ambatolampy Fahazavana A/njaka  T. 2017 25 000
Ziona Fahazavana Anosibe   T. 2017 150 000
Antanetibe Fitiavana  T. 2017 30 000
Imeritsiafindra Fiderana   T. 2017 30 000
Ambohimanandray Filadelfia T. 2017 79 500
Isotry Fitiavana  T. 2017 596 400
SP ANTANANARIVO ATSIMO

Ambohitsoa Fibebahana   T. 2017

30 000
Ambohipotsy Rasalama Martiora  T. 2017 229 520
Ankadivoribe Famonjena   T. 2017 25 000
Tangaina Fanantenana  T. 2017 60 000
Ambatolokanga Fitiavana  T. 2017 5 200
Ifarihy  Famonjena  T. 2017 40 000
Ambohijanaka Gara Fitiavana  T. 2017 25 000
Ambohimiadana Fanilo  T. 2017 58 920
Ankadiaivo   T. 2017 17 000
Ambohijoky  T. 2017 22 000
Ambohijafy Firaisana  T. 2017 29 800
Mahalavolona Andoharanofotsy  T. 2017 50 000
Ankadimbahoaka  T. 2017 50 000
Fiadanana Martiora  T. 2017 82 600
Ankadinandriana  T. 2017 31 500
Soanierana  T. 2017 50 000
Soavina Salema T. 2016 55 710
Soavina Salema  T. 2017 101 480
Isoanangano Vavolombelona  T. 2017 4 000
Ambodifiakarana Famonjena  T. 2017 40 000
Soavimbahoaka Fehizoro  T. 2017 7 000
Androndra Fahasoavana  T. 2017 40 000
Soamiavaka Filadelfia  T. 2017 40 000
Malaza Gileada  T. 2017 60 000
Vontovorona Fanantenana   T. 2017 50 000
Iavoloha Fandresena   T. 2017 30 000
Mahatsinjo Fiorenana  T. 2017 7 900
Soavina Salema Fanantenana T. 2017 42 800
Alasora Betesda T. 2017 – 2018 40 000
SP ANTANANARIVO ATSINANANA

Ambohibato Ankazonorina  T. 2017

64 500
Ambohibary Jerosalema   T. 2017 3 820
Ambohimiadana  Firaisana  T. 2017 13 100
Rangaina Fihobiana T. 2017 10 400
Manohisoa Fitiavana  T. 2017 21 700
Vilihazo Fanantenana  T. 2017 15 370
Betafo Vavolombelona   T. 2017 41 450
Ambohimpaniry Tranovato   T. 2017 22 100
Ambohidahy Fitiavana  T. 2017 8 200
Manazary Mananara   T. 2017 5 670
Anosivato Kanana  T. 2017 10 000
Ziona Fanantenana Ambatobe  T. 2017 110 300
Antanetibe Ziona Fahazavana  T. 2017 7 500
Anjozoro Fivavahana  T. 2016 17000
Anjozoro Fivavahana  T. 2017     17 000
Ambavahadimitafo  T. 2017 102 000
Ampiadanana  T. 2017 10 000
Ankadivavala Fehizoro  T. 2017 6 150
Andrainarivo Fahasoavana  T. 2017 160 000
Betoho Fehizoro   T. 2017 13 100
Antanetibe Fitiavana   T. 2017 10 600
Anosiarivo Betela Vaovao  T. 2017 8 000
Ambovona Finoana  T. 2017 6 320
Ranovao Ambohimangakely  T. 2017 15 000
Fihaonana Oméga  T. 2017 28 900
Andranosoa Jerosalema  T. 2017      10 000
Ambohibary Zoara  T. 2017 17 200
Ambototokana Fitiavana   T. 2017 20 000
Ambohidanerana Fahazavana  T. 2017 15 000
Ambohimanambola Fitiavana  T. 2017 14 400
Tranovato Faravohitra  T. 2017 905 600
Ankorona Fihavaozana   T. 2017 4 800
Ambatoroka Finoana  T. 2017 83 700
Soamanandrariny Miaradia  T. 2017 208 000
Lohomby Fihavanana   T. 2017 8 000
Ampomanjaka Fahasoavana  T. 2017 39 700
Mahazoarivo Filadelfia   T. 2017 4 000
Betela Sud Ambohipo  T. 2017 56 600
Andriampamaky Vaovao  T. 2016 18 600
Jerosalema Vaovao Morontsara Carion  T. 2017 21 800
Antanambao Fahazavana   T. 2017 138 500
Merikanjaka Fitahiana   T. 2017 15 000
Fg. Ambohitantely  T. 2015 – 2016 – 2017 240 000
STK Ambohitantely  T. 2015 – 2016 – 2017 60 000
Andraisoro Kristy Fehizoro T. 2017 40 000
Tsarazaza Fanavaozana   T. 2017 5 700
Ambohitseheno  T. 2017 22 000
Fieferana Vavahadin’ny FinoanaT. 2017 7 000
Ambatoroka Finoana  T. 2017 112 500
Mahazoarivo   T. 2017 20 000
Ambatomaro Fehizoro T. 2018 153 100
SP ARIVONIMAMO VAOVAO
Katsaoka Fandresena  T. 2017 10 000
Fiderana Talatamaromena   T. 2017 4 000
Fit. Ambohimena  T. 2017 10 400
Ziona Fiovana Amboanana  T. 2017 10 000
Miadanimerina Fitiavana  T. 2017 7 640
Mangabe Antongona   T. 2017 6 000
Ambohitraivo Fitiavana  T. 2017 5 300
Ambohipeno Fanantenana  T. 2017 17 550
Manankasina Fanavaozana  T. 2017 19 810
Fonenana  T. 2017 5 000
Ambonierana Fanantenana T. 2017 34 320
Kristy Mpanjaka Manjaka  T. 2017 3 000
SP ATSIMO ATSINANANA
P.E  Midongy Atsimo  T. 2017 5 000
Fit. Sahasinaka  T. 2017 5 400
Manakara Fiderana  T. 2017 62 370
SP ATSIMON’IARIVO MIRAY
Ambatomanankasina   T. 2016 5 500
Ambohijafy Betela  T. 2017 9 000
Moratsiazo  Fiderana   T. 2017 18 320
Tsiafahy Fihavaozana  T. 2017 75 230
Z.A Ampahimanga Fitiavana  T. 2017 39 000
Tsarazaza Finoana  T. 2017 6 940
Mahatsinjo Fiadanana  T. 2017 5 300
 Ambohinierana Famonjena  T. 2017 3 000
Soamanandray Fitiavana  T. 2017 7 210
Ankorona Fanantenana  T. 2017 18 230
Antamboho Fanantenana T. 2017 11 100
Tsarasaotra Famonjena  T. 2017 10 000
Ambalavao Fiorenana  T. 2017 18 500
Salema Vaovao Ambatofotsy Gara  T. 2017 10 000
Andramasina Fihavaozana T. 2017 14 520
Soavinandriana Alarobia  T.2017 15 900
Mangabe  Fahazavana  T. 2017 20 000
Mahasoratra  FIFAFI  T. 2017 2 500
Andranomainty Salema   T. 2017 3 130
Antanetibe Maromby   T. 2017 3 000
Mahitsitady Fihavaozana  T. 2016 – 2017 12 000
Soavinandriana Ziona   T. 2017 5 000
Tsy voaray ny FG   T. 2017 10 000
Ampangabe Fitiavana   T. 2017 4 000
Alatsinainy Bakaro  T. 2017 31 670
Morarano Fahamarinana  T. 2017 4 000
Fihavaozana Behenjy Gara  T. 2017 51 020
Ambatolampy Fitiavana  T. 2017 23 000
Ankerana Filadelfia   T. 2017 2 400
Andohariana Atsimo   T. 2017 15 100
Marirano  Betlehema  T. 2017 45 000
Ambatomalaza Fahazavana   T. 2017 8 400
Anosibe Fihavaozana   T. 2017 12 000
Analamerana  T. 2017 7 000
Analamihoatra  T. 2017 6 000
Ampangabe Famonjena  T. 2017 10 000
Antovontany Kristy Famonjena  T. 2017 5 000
SP KRIFAA
Ifanomezantsoa Ambatofitatra Sambava  T. 2017 16 000
Fit. Bealampona  T. 2017 15 000
Tranovato Famonjena Antalaha  T. 2017 299 200
Amboangibe Fitiavana   T. 2017 20 000
Antafiabe  (Vohémar)   T. 2017 16 400
Ankavanana Atsimondrano Antalaha   T. 2017 10 000
Marofinaritra   T. 2017 12 000
Masoala Avaratra   T. 2017 6 000
Andrakata   T. 2017 20 000
Maroambihy   T. 2017 20 000
Filadelfia Sambava   T. 2017 150 000
Antanambao Sambava   T. 2017 12 000
Kristy Fanantenana Antsahanoro  T. 2017 15 000
Manakambahiny Nazareta Fahazavana  T. 2017 20 000
SP BOINA VAOVAO

Tanambao Oliva Fahazavana T. 2017

Fit. Tsaramandroso RN4  T. 2017

Marovoay Avaratra T. 2017

Ambato Fahazavana T. 2017

Manerinerina Zoara Famonjena T. 2017

Tsararano 5/5  T. 2017

Mangabe

Croisement Anjiajia T. 2017

Ambalanjanakomby T. 2017

Ambondromamy  T. 2017

5 000

12 600

23 000

49 000

24 400

5 600

5 000

3 000

16 000

22 000

Amparihingidro   T. 2017 15 600
Ambatomahavavy  T. 2017 2 500
Anjiajia Betela   T. 2017 30 000
Makedonia Mitsinjo  T. 2017 10 000
Oméga Fitiavana Antanimalandy   T. 2017 105 700
Marovoay Atsimo   T. 2017 27 500
Ankijabe Fitiavana   T. 2017 6 500
Jerosalema  Vaovao   T. 2017 38 300
Amborovy Nazareta   T. 2017 30 000
Madirondrahoraka  T. 2017 4 000
Fit. Boanamary  T. 2017 6 500
Ebenezera Manaratsandry  T. 2017 15 000
SP FARITANY VOALOHANY ANTSIRANANA
Tanambao (T.2017) 100 000
Kristy Mpanjaka Ambilobe (T.2017) 68 000
MYZPA SIRAMA 31 300
Kristy Fahazavana Ambanja (T.2017) 80 000
Ebenezera NosyBe Hell Ville (T.2017) 50 000
SP IARIVO AVARADRANO
Ambatomahamanina Mahatoky (T.2016-2017) 30 000
Ambohidava (T.2017) 11 000
Ambohipoloalina Fanantenana (T.2017) 10 140
Analamahitsy (T.2017) 100 000
Ambohimarina Fiderana (T.2017) 13 600
Ampahidralambo Famonjena (T.2017) 5 600
Fanavaozana Ankadivoribe Avaratra (T.2017) 6 110
Ambohitrandriamanjaka Vavolombelona (T.2017) 28 900
Antanandrano Fitahiana (T.2017) 30 500
Anosiarivo Famonjena (T.2017) 21 700
Antsahamaro Fitahiana (T.2017) 20 000
Amboanemba (T.2017) 10 730
Ambohidrabiby (T.2017) 26 750
Avaratsena Fanantenana (T.2017) 31 200
Faravohitra Avaratra (T.2017) 69 500
Andranomalaza Anjomakely (T.2017) 22 300
Ankadifotsy (T.2016) 100 000
Antanimena Andrefana (T.2017) 288 100
Meritsiafindra Filadelfia (T.2017) 18 600
Andranotsimihozo Famonjena (T.2017) 20 500
Ilafy Fahazavana (T.2017) 69 860
Mahatsinjo Fitiavana (T.2017) 17 300
Ambohitrinimanga Fitiavana (T.2017) 15 000
Amboditsiry Mifankatia (T.2017) 60 000
Ambohidava Fihavaozana (T.2017) 10 300
AMIA Ambondrona Firaisana (T.2017) 50 000
Ambatonakanga Tranovato (T.2017) 100 000
Ambohidrano Andrefana (T.2017) 10 000
Manarintsoa Namehana (T.2016) 20 000
Manarintsoa Namehana (T.2017) 40 000
Ambohitrinimanga (T.2017) 20 000
Fonohasina Firaisana (T.2017) 15 000
Ambohipanja Fitiavana (T.2017) 20 000
Tranovato Andafiavaratra (T.2017) 10 000
Ambohidahy Fanavaozana (T.2017) 30 000
SP MAEVATSARA
Mahajija RN4 (T.2017) 7 500
Kandreho (T.2017) 10 000
Beanana (T.2017) 4 800
Mahatsinjo Fitahiana (T.2017) 11 200
Bekapaika Filadelfia (T.2017) 14 000
Peniela Maevatanana (T.2017) 84 000
SP BEMARAHA
Betela Maintirano (T.2017) 62 600
Makedonia Ambatomainty (T.2017) 22 500
SP MANANARA FIRAISANA 15 000
Tranovato Ankazondandy (T.2017) 95 980
Ambohitsaratany Fandresena (T.2017) 6 000
Tsarasaotra Fahazavana (T.2017) 17 000
Antoby Fitahiana (T.2017) 22 000
Ambohijanahary Fanantenana (T.2017) 7 000
Ankonkaina Fanavaozana (T.2017) 5 000
Ambongamarina (T.2017) 30 000
Antsahafina Fahazavana (T.2017) 10 000
Miarinarivo Fahazavana (T.2017) 12 000
Ambohimandroso Fanantenana (T.2017) 4 000
Amparatanjona Fahazavana (T.2017) 5 000
Andranomisa Fivoarana (T.2017) 15 000
Ambatomanoina Filadelfia (T.2017) 34 300
Mangatany Atsimo (T.2017) 10 000
Ambohimanatrika Fihavaozana (T.2017) 6 000
Fo Miray Amboahangy (T.2017) 3 500
Anosy Fitiavana (T.2017) 10 000
Ambohimalaza Fanorenana (T. 2017) 7 000
Ambavasambo Fiombonana (T. 2018) 10 000
SP MANANJARY PANGALANES
Tanambao Zoara Finoana (T.2017) 29 100
P.E Marolambo (T.2017) 4 000
Mananjary Famonjena (T.2017) 32 500
Ambodiriana Firaisana (T.2017) 10 000
Ambohimiarina (T.2017) 4 000
Ambalahady (T.2017) 1 000
Vohitromby (T.2017) 1 000
Vohimaro (T.2017) 1 000
Ampitabe (T.2017) 1 000
Ambohitsara II (T.2017) 1 500
Tanambao Sahafary (T.2017) 1 200
Andranomaitso (T.2017) 1 300
Ambalafamafa (T.2017) 1 000
Manandrina (T.2017) 1 300
Sakalava (T.2017) 1 000
Ambodiara II (T.2017) 1 000
Nosy Varika (T.2017) 11 000
SP MANGORO MORAMANGA
Moramanga Fitiavana (T.2016) 100 000
Antsirinala Fanantenana (T.2017) 10 000
Ambodinifody (T.2017) 26 000
Ambohimanatrika (T.2017) 10 300
Sabotsy Anjiro (T.2017) 31 000
Analalava (T.2017) 25 100
Antatabe Finoana (T.2017) 4 200
Bembary Fitiavana (T.2017) 7 200
Vodiriana (T.2017) 5 000
Ambodiamontana (T.2017) 12 000
Belavabary Faharetana (T.2017) 17 000
Ambohitranjavidy Faamonjena (T.2017) 82 400
Tsaravinany Famonjena (T.2017) 4 000
Morarano Fihobiana (T.2017) 10 000
Sabotsy Anjiro (T.2017) 20 550
Antanimarina Fiorenana (T.2017) 5 000
SP MATSIATRASOA
Manolotsoa Finoana (T.2017) 12 000
Antranobiriky Fianarantsoa (T.2017) 34 800
Kristy Fiadanana Ikalamavony (T.2017) 11 100
Ambalavao Fahazavana (T.2017) 30 000
Mandrosohery Alakamisy Itenina (T.2017) 7 300
Manolafaka Salema Mandrakizay (T.2017) 11 000
Betela Fanantenana (T.2016) 30 000
Betela Fanantenana (T.2017) 40 000
Antarandolo Fitiavana (T.2017) 50 000
Tsaramandroso (T.2017) 9 000
Betelhema Ankofafa (T.2017) 30 000
Imanasoa Fanasina (T.2017) 18 630
SP MEVARANO MIRAY
Jerosalema Fiadanana (T.2017) 18 600
Betela Fitiavana Bealanana (T.2017) 19 500
Atsimondrano Vaovao (T.2017) 6 200
Ambodiadabo (T.2017) 7 000
STK SP Mevarano Miray (T.2017) 45 300
SP MIARINARIVO FAHAZAVANA
Soamahamanina (T.2017) 6 000
Miarinarivo Finoana (T.2017) 128 950
Sanganoro Fahazavana (T.2017) 14 000
Fit. Tafaina (T.2017) 7 200
Analavory Fitiavana (T.2017) 52 450
Ambatolampy Faharetana (T.2017) 3 100
Ambatolampy Ifanja (T.2017) 3 900
Ankotrabe (T.2017) 4 850
Fit. Marohova (T.2017) 1 400
Ambohimirary Faharetana (T.2017) 7 500
Antamboho Fanavaozana (T.2017) 5 000
Ziona Fitahiana Ierana (T.2017) 7 600
Ambohimarina Fanavaozana (T.2017) 2 700
Mahaimandry Fanantenana (T.2017) 20 000
Tafaina (T.2017) 5 000
SP MIRAY FARITRA ANTONGYL
Mariarano (T.2017) 4 600
Ambodivoanio (T.2017) 5 600
Mahafidina I (T.2017) 4 000
Mahafidina II (T.2017) 4 000
Anjahana (T.2017) 4 000
Mahalevona (T.2017) 4 000
Sahafotra (T.2017) 4 000
Ambodihintsina (T.2017) 11 700
Ambodiampana (T.2017) 5 000
Ampasimbe Famonjena (T.2017) 10 000
SP MANDRIDRANO MPIAMBINA
Andranomanoa Fehizoro (T.2017) 10 000
Amperifery Finoana (T.2017) 7 600
Antanetibe Fitahiana (T.2017) 10 000
SP SOFIA ANDREFANA 14 000
Faravohitra Antsohihy (T.2017) 148 100
P.E Ampandriankilandy (T.2017) 4 500
Ambalabe (T.2017) 20 000
SP TOAMASINA VAVAHADY FILAZANTSARA
Fahasoavana Ambila Lemaintso (T.2017) 11 700
Ziona Salazamay (T.2017) 67 750
Betela Tanambao V (T.2017) 120 000
Iharana (T.2017) 10 000
Tolohofotsy (T.2017) 7 500
Fahasoavana (T.2017) 20 000
Andondabe (T.2017) 21 300
Kristy Fehizoro (T.2017) 40 500
Zoara (T.2017) 60 000
Filadelfia (T.2017) 15 500
Brickaville (T.2017) 20 000
Antsampanana (T.2017) 10 000
Ambodilazana (T.2017) 5 000
Vavahady Masina Anivorano Est (T.2017) 10 000
Tranovato Fitiavana (T.2017) 297 300
Betlehema Analakininina (T.2017) 15 000
SP KRIFATA
Zoara Vatomandry (T.2017) 32 400
Ranomafana Brickaville (T.2017) 15 000
Niarovana Caroline (T.2017) 10 000
Ilaka Est (T.2017) 10 000
Maintinandry (T.2017) 10 000
SP TOLIARY FIHAVAOZANA
Angarazy (T.2017) 12 000
Vohimena (T.2017) 13 200
Tsarazaza Ankazoabo (T.2017) 8 400
Ranohira (T.2017) 25 800
SP TSIROANOMANDIDY
Ambarivatry Fahazavana (T.2017) 17 650
Androtra Kristy Ranovelona (T.2017) 17 600
Tsinjoarivo Fihavaozana (T.2017) 10 000
SP VONIZONGO VAVOLOMBELONA
Ambohitromby Filadelfia (T.2017) 14 200
Manankasina (T.2017) 5 000
Ankazobe Fandresena (T.2017) 81 550
Manontanitsiloza (T.2017) 5 000
Antamboho Atsimo Finoana (T.2017) 7 700
Ambohimarina (T.2017) 8 000
Antanetibe Atsimo (T. 2017) 5 700
Kiangara (T.2017) 5 000
Soavina (T.2017) 5 000
Ambohimpiraisana (T. 2017) 5 000
Andrarezina (T. 2017) 5 000
Mahavelona (T. 2017) 7 000
Androva Atsimo Fanantenana (T. 2017) 5 000
Tsisangaina (T. 2017) 4 200
Ankorohoro Fanantenana (T. 2017) 5 700
Miarinarivo Fitiavana (T. 2017) 11 100

SP FAHAZAVAN’ATSIMO ANDREFANA

Bemanonga Fitiavana (T.2017) 11 000
P.E Ambatolahy (T.2017) 17 000
Mahagaga Morondava (T.2017) 20 000
Fahatsiarovana Croisement Belo (T.2017) 5 200
SP AMPITANDRANOMASINA 7 700
Peniela Fitiavana  (T.2017) 85 Euro
Paris Montrouge (T. 2017) 175 000
Filadelfia MEAUX  (T.2017) 72.60 Eur
SP ATSINANAN’ANKARATRA FAHAZAVANA
Ambohitsambaina (T.2017) 6 300
Mamory Fitiavana (T.2017) 7 100
Andravola Fitiavana (T.2017) 4 300
Ambohimpeno Fanantenana (T.2017) 11 000
Bezezika Finoana (T.2017) 12 000
Antanamalaza Fahazavana (T.2017) 37 390
Ziona Famonjena Ambatolampy (T.2017) 45 000
Antanimasaka (T.2017) 15 300
Amboanjobe Fitiavana (T.2017) 6 000
Ambondrona Voara Famonjena (T.2017) 12 000
Tsinjoarivo (T. 2017) 8 400
Fiantsonana (T.2017) 15 000
Betela Famonjena Ambatolampy (T.2017) 10 000
Antampotanana Ambatolampy (T.2017) 114 500
Anjanamihoatra (T.2017) 16 100
Andriambilany (T.2017) 6 500
Morarano Zoara (T.2017) 5 000
Tsy fantatra ny SP
Belanitra  (T. 2017) 10 200

 

TSANGAMBATO VOAROTSAKA ny

18 Aogositra 2015 hatramin’ny 20 Aprily 2018

SP AFOVOANY  ATSINANANA VAOVAO

FG Andasibe

2 015           2 016         2 017          2 018         2 019  
      8 000

SP AMBALAVAO TSIENIMPARIHY

STK SP

2015 2016 2017 2018 2019
    25 000

SP AMBATONDRAZAKA VAOVAO

FG Ambohimiangaly Zoara

2015 2016 2017 2018 2019
      29 000

SP ANDREFAN’ATSIMON’ANKARATRA MIARADIA

Taona 2015  2016     2017     2018   2019
Antsirabe Fitiavana     25 000
Ambohitrilahimbahy     10 000
Tsarazafy 15 000

 

SP ANDRONA ATSINANANA MIARA-MIFOHA

Taona2015 2016  2017       2018         2019
Oliva Fitiavana Befandriana    10 000      6 500
Marotandrano      4 500
Ambodimotso Fahazavana      5 000
Maroandriana      2 000
Avaradrano      5 000
Antsahabe Finoana      7 000

 

SP ANTANANARIVO ANDREFANA

Taona                       2015   2016        2017      2018   2019
Ambohitsiroa Malala 17 000
Itaosy 40 000
Marobiby Betela 32 500
Ambohimena Fahasoavana 9 500
Ambonivohitra Oliva 20 000
Ankazomanga 10 500
Ambatomena 16 000
Manarintsoa Finoana 150 500
Ambohidratrimo Marovatana 28 000
Antanetibe Fitiavana   20 000
Kristy Fanantenana  61 500
Ambohimanandray Filadelfia 21 000
Ambohijatovo Fitiavana     8 500
Isotry Fitiavana   15 000
Isoavinimerina Mpiandry Tsara 5 000
Ambalavao Isotry  45 000 45 000
Ziona fahazavana Anosibe    20 000
Ambanilalana Finoana 23 000

 

SP ANTANANARIVO ATSIMO

Taona                       2015     2016       2017      2018   2019  
Mahatsinjo Fiorenana  

17000

15000
Soavina Salema 13 500
Manjaka Fihobiana  15000
Ankadivory Ambat/tsangana 8 500
Kianja Malaza 9500
Bemasoandro Ste Trinité  23500
Filadelfia Iavoloha 15 000 25 000
Malaza Gileada 30000
Ambatomalaza Fehizoro  10 000
Ambohimanala  6 000
Ambohiborona 10 000
Ivatobe F.             20 500
Ambohitsoa Fibebahana             64 000
Tanjombato Martiora             30 000
Soanierana             35 000
Ambatolokanga Fitiavana 18 000
 Ambohijoky 10 000
Ankadimbahoaka 46 000
Malaho Vaovao 20 000
Isoanangano Vavolombelona 4 000
Soavimbahoaka Fehizoro 15 000 15000
Merimanjaka Fiderana  20 000             20 000 20 000          20000               20000
Ambohijanaka Gara Fitiavana  8 500               8 500 8 500            8500 9000
Ifarihy Famonjena 40 000

SP ANTANANARIVO ATSINANANA

Taona2015   2016      2017         2018   2019
Tsarazaza F. 18 500
Ambohimifangitra 22 500
Aumonerie Manakavaly 13 500
Ambavahadimitaf 20 000
Anjepy Vavolombelona 40 000
Ambatomaro Fehizoro 20 000
Ambohimarina Fitiavana 12 000
Anjozoro Fivavahana 12 500
CENHOSOA 22 500
Betela Sud Ambohipo 30 500
Mahazoarivo 30 000
Ambohibato A/himanambola  70 100

SP ATSIMO ATSINANANA

Taona2015  2016    2017          2018    2019

Taona                     2015  2016    2017          2018    2019
Manakara Fiderana 8 500 19 500
Ikongo 20 000
Manakara Soa Miaradia             10 500

SP BOINA VAOVAO

FG Ambato Fahazavana

2 015           2 016         2 017          2 018         2 019  
10 000

SP FARITANY I ANTSIRANANA

FG Ziona Famonjena Nossibe

2 015           2 016         2 017          2 018         2 019  
28 500

SP IARIVO AVARADRANO

Taona2015 2016  2017      2018    2019

Tsarafara 51 000
Ambohitrangano Lovasoa 21 000
Ambohimarina Fiderana 19 500
AMIA Ambondrona Firaisana 15 000 15 000 15 000
Analamahitsy 50 000 50 000 50 000
Imerintsiafindra Filadelfia
Amboanemba 18 000
Andravoahangy Fivavahana 37 500 37 500 38 500

SP MANANARA FIRAISANA

Rtoa Ralimanana Claire Fg Antoby Fitahiana

2 015           2 016         2 017          2 018         2 019  
20 000

SP MANANJARY PANGALANES

FG Mananjary Famonjena

2 015           2 016         2 017          2 018         2 019  
10 000

SP MEVARANO MIRAY

Taona2015 2016  2017      2018         2019
Filadelfia Vavolombelona 500
Betela Fitiavana Bealalana 500
Ambatoriaka Est 9 000
Ambararatabe Fitiavana 4 500
Jesorona Voafidy 6 000
Beroitra 1 000
Atsimondrano  Vaovao 2 000
Ambodiadabo 23 000

SP MANDRIDRANO MPIAMBINA

Taona2015  2016    2017        2018   2019

Andon’i Hermona 28 000
Marotsingala 17 000

Mbola maro ireo Fitandremana tsy mbola nandrotsaka koa manentana ny Mpitandrina sy ny STK isam-Pitandremana mba hanao izany ho zava-dehibe ka handrotsaka ny 500 Ar isaky ny mpikambana isan-taona.

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV