BMF/fanasana

 FANASANA

Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM dia faly manasa anareo Zanaky ny Fiangonana, manana andraikitra eto anivon’ny Firenena mba hihaona aminy ho fifampizarana amin’ny fandraisana anjara hampandrosoana ny firenena :

1)-Voalohany

Sabotsy 01 Jolay 2023 manomboka amin’ny 9 – 11 ora, ao amin’ny Oniversity Ravelojaona FJKM Ampandrana .Asaina amin’izany ny Sekretera Jeneraly,Tale Jeneraly,Talen’ny Kabinetra eo anivon’ny Ministera, ny avy ao amin’ny AC,IAP,ADC,IDPF,II,ASF,CCC,ITLS)

2)-Faharoa:

Sabotsy 1 Jolay 2023,manomboka amin’ny 2ora 30 – 4 ora ao amin’ny  Oniversity Ravelojaona FJKM , Ampandrana (OniFRA) . Asaina amin’izany ny Mpandraharaha ( Opérateurs économiques )

                     Dia mametraka ny veloma finaritra anareo amin’ny Anaran’i Jesoa Lohan’ny Fiangonana.

Ny Sekretera Jeneraly

RAKOTONDRAINY Jaona

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

| | 26. Ala. Trinite – Alahady FFPM
Genesisy 11. 1–9 | Jaona 14. 15–21 | 2Korintiana 13. 11–14

FJKM Fahazavana

FJKM ANOSIVAVAKA – SP Antananarivo Andrefana (10)

Alahady 05 May 2024

Production FTV